Newsmada
-
04:45 Jul 21, 2026
Niditra tamin’ny andro faha-13, ny faran’ny herinandro teo, ny fifaninanana eo anivon’ny ligin’Analamanga, taranja basikety, ho an’ny sokajy latsaky ny 23 taona. Fifaninanana izay tanterahina isaky ny faran’ny herinandro, eny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano. Fanamby efa napetraka hatrany am-piandohana, ho an’ny ligin’Analamanga ny basikety, ny hisian’ny lalao maro araka izay tratra, amin’ny sokajy […]