AfricanZ Dance | Madagascar

"AfricanZ Dance" in Madagascar feed

  • AfricanZ Dance  : Manasongadina an’i Madagasikara
    Newsmada - 04:41 May 20, 2026
    Hitondra ny traikefany any Alençon-Normandie, France, ny Malagasy mivondrona ao amin’ny “Alliance AfricanZ Madagascar”, izay manao ny “ AfricanZ Dance”, ny 20 jona izao. Tanjona amin’ny fandefasana ireo mpahay dihy voafantina ireo ny hampiofana ireo mpikambana liana any an-toerana sy te ho lasa matihanina eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, ka afaka mitarika […]