Newsmada
-
04:44 Sep 29, 2026
Vehivavy afrikanina mpanakanto manana ny maha izy azy maro no mifaninana amin’ny “Afro Queens Music Awards”. Anisan’izany ny mpanankato Denise. Sokajy isan-karazany no hifaninanany amin’izany. Tsy ho diso anjara fa manana ny solontenany i Madagasikara ao anatin’ilay “Afro Queens Music Awards”. Fifaninanana izay hatao amin’ny alalan’ny fandefasana ny sanganasa ampitain-davitra. […]