Newsmada
-
04:41 Oct 01, 2026
Mpanoratra teratany frantsay i Alexandre Lenote. Nahazo ny loka « 5 Prix des 5 continents de la Francophonie » andiany faha-25 izy, tamin’ny alalan’ilay boky « Cette vielle chanson ». Loka omen’ny Organisation internationale de la francophonie na OIF izy ity, natao indrindra hanasongadinana ny asa soratra amin’ny teny frantsay sy ny frankofonia amin’ny […]