Newsmada
-
04:47 Jul 22, 2026
Niditra tamin’ny “step two”, omaly, ny fifaninanana “Nations League 3×3”, taranja basikety, natokana ho an’ny sokajy latsaky ny 23 taona. Fifaninanana tanterahina any Botswana, nanomboka ny 20 jolay lasa teo. Tsy afa-bela nanoloana an’i Alzeria i Madagasikara, tamin’ity “step two” ity, na teo amin’ny sokajy lehilahy izany, na ny sokajy vehivavy. Na […]