Newsmada
-
06:04 Jul 17, 2026
Tafita hiatrika ny famaranana eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mondial 2026 », ny Albiceleste Argentine. Nahazo ny tapakila hiatrehana izany izy ireo rehefa nanilika ny Three Lions Anglisy nandritra ny lalao manasa-dalana faharoa. Notaperin’i Messi sy ny Albiceleste Argentine teo amin’ny manasa-dalana ny lalan’ny Anglisy eo amin’ny fiadiana […]