Angovo | Madagascar

"Angovo" in Madagascar feed

  • Angovo maitso: Volavolaina ny fenitra mahakasika ny biogaz
    Newsmada - 05:00 May 30, 2026
    Natao omaly, ny atrikasa fanombohana ny famolavolana ny fenitra nasionaly momba ny biogaz. Tanjona ny hampanaraham-penitra ity seha-pihariana ity, hiarovana ny mpampiasa ny angovo madio maharitra sady miaro ny tontolo iainana. Mikarakara ny atrikasa ny minisiteran’ny Ton­tolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy (Medd) sy ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo […]
    Tags: Angovo
  • Angovo : hampiroboroboana ny fandrahoana madio
    Newsmada - 04:45 Oct 23, 2024
    Dingana vaovao! Nampa­hafantarina, omaly, ny fanombohana ny Fandrahoan-tsakafo madio ho an’ny rehetra eto Madagasikara (MCCI). Iarahan’ ny fanjakana, amin’ny alalan’ ny minisiteran’ny Angovo (MEH), ny Indostria sy varotra (MIC), ny Tontolo iainana (Medd), ny mpiara-miombon’antoka ara-bola sy ara-teknika iraisam-pirenena (SeforAll, Pnud, Onudi, Pam, WWF, UKAid, MECS, Opec Fund), ny sehatra […]
    Tags: Angovo