Newsmada
-
04:47 Jul 22, 2026
Noraisina fa tsy mitombina ny fitarainana nataon’ny US Ankadifotsy, mahakasika ny lalao nikatrohany tamin’ny FTM Manjakaray. Raha tsiahivina, nangataka izy ireo ny hanaovana fanadihadiana ny mpitsara, ny nanekena ny baolina voalaza fa voatsindry nataon’izy ireo ary ny fanasaziana ny mpitsara. Nambaran’ ny tomponandraikitry ny fifaninanana eo anivon’ny Malagasy Rugby fa […]