Newsmada
-
04:59 Jul 04, 2026
Hotanterahina rahampitso, amin’ny 12 ora atoandro, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny famerenana ny lalao famaranan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Rugby, «XXL Top 20», Federaly II. Hifanandrina amin’izany ny ekipan’ny Rosa Club de l’Imerina Antohomadinika sy ny Rugby Club des Soldats Anosibe RCSA. Samy nilaza ny andaniny sy […]