Newsmada
-
06:14 Jul 17, 2026
Taorian’ny fifaninanana “Coupe international d’Antananarivo”, ny ” Challenge de Betsileo” indray no fandaharam-potoana manaraka ho an’ny Federasionina karate-do malagasy. Hotanterahina any Fianarantsoa, ny 20 hatramin’ny 23 aogositra izao, ny “Challenge de Betsileo”, andiany faha-5. Fifaninanana izay efa fanao isan-taona sy tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoan’ny FKM ary anisan’ny manan-danja satria hahafahan’ny atleta […]