Newsmada
-
05:55 Jun 15, 2026
Nizara fitaovam-pianarana ho an’ireo mpianatra, kilasy fahadimy, eo anivon’ny EPP Anjanahary II N ny fikambanana Ho avy baliaka, ny zoma lasa teo. Nahitana trousse, stylo, crayon, compas, rapporteur, règle, équerre, gomme ary chocolat izany. Nisitraka ny fanomezana ireo mpiadina miisa 87 eo anivon’ny sekoly. « Tsikaritray fa mila fanohanana bebe […]