Newsmada
-
04:43 Apr 09, 2026
Rehefa hesorina ireo fandaniana amin’ny fikarakarana ilay seho. Fantatra, omaly, fa hanampiana an’i Honorat (Fou Hehy) izay tojo tsy fahasalamana ny vola ho azo amin’ny fampisehoana hotanterahin’i Eric Manana sy Jenny ary ny Feo Gasy ao amin’ny Lapan’ ny fanatanjahantena sy kolontsaina, ny alahady 12 avrily izao. Hisy ihany koa […]