Esca | Madagascar

"Esca" in Madagascar feed

  • Judo-Mada 2026: Voatazon’ny Esca ny voalohany
    Newsmada - 04:44 Apr 08, 2026
    Folo taona mahery izay, tsy mbola nisy naharombaka teo am-pelatanan’ny klioban’ny Esca ny anaram-boninahitra laharana voalohany. Azon’izy ireo indray izany nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Mada­gasikara, natao teny amin’ny Kianja mitafon’ Ankorondrano, ny herinandro lasa teo. Vao tamin’ny andro voalohany dia efa nisongadina ny mpikatroka avy amin’ny Esca. Nana­marika ny […]
    Tags: Esca
  • Judo-“Coupe de Mada”: lohalaharana hatrany ny klioban’ny Esca
    Newsmada - 08:41 Dec 30, 2025
    Nisongadina ny Judo club Esca, nandritra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara natao tany Toamasina. Nandray anjara ny klioba 24 avy amin’ny ligy 6 manerana ny Nosy. Klioba sangany sy tsy mbola lefy laza, hatreto, ny Judo club Esca, raha eo amin’ny fifaninanana eto an-toerana. Nitana ny laharana voalohany indray izy […]
    Tags: Esca