Newsmada
-
04:50 Aug 05, 2026
Notanterahina tany Toamasina, ny 31 jolay sy ny 1 aogositra lasa teo, ny andiany faharoa amin’ny “For Good Connections Days”. Hetsika nokarakarain’ny Orange Madagascar, hanentanana ny ankizy sy ny ray aman-dreny amin’ny fampiasana amin’ny lafiny tsara ny niomerika, amin’ny alalan’ny baolina kitra ho fitaovana mahomby amin’izany. Nahavory ankizy 600 mianadahy […]