Newsmada
-
04:46 Apr 10, 2026
50 taona nanofanana tanora ho lasa injeniera momba ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany ny sampam-piofanana ingénierie minière eny amin’ny Sekoly ambony politeknika. Hanamarika ny faha-50 taona nijoroany ny sampam-piofanana ingénierie minière ao amin’ny Sekoly ambony politeknika Antananarivo, amin’ity taony ity. Hanomboka ny 24 avrily ho avy izao, ary hifarana ny […]