Newsmada
-
04:41 Oct 01, 2026
Hanomboka anio, haharitra roa andro, ny zaikabem-pirenen’ny tanora ho an’ny fahitsiana. Andraisan’ny tanora manerana ny Nosy anjara izany, izay hotanterahina eny amin’ny oniversiten’Antananarivo. Ny Komity mitandro ny fahitsiana (CSI), tohanan’ny fikambanan’ny Firenena miteny sy mampiasa ny teny frantsay (OIF) ary ny Konfederasionina soisy no mikarakara ny hetsika. Ao anatin’ny fanatanterahana […]