Newsmada
-
09:20 Sep 14, 2026
Tsy nisy nahavita toa azy, hatreto. I Joely no mpampihomehy voalohany nahafeno ny Lapan’ny fanatanjahantena. Izy koa no nahavita nampihomehy mpijery nandritra ny ora telo mahery. «Marina mafy !». Tena nampiaiky ny rehetra, araka ny anaran’ny fampisehoana nataony mihitsy, raha ny talentan’i Joely. Tena mikoriana anaty rany ny fampihomehezana, ary vavolombelon’izany […]