Lanto Ratsida | Madagascar

"Lanto Ratsida" in Madagascar feed

  • Fanjakana tokana : Maneho ny fijeriny i Lanto Ratsida
    Newsmada - 04:41 Aug 14, 2026
    Mitondra ny fomba fijeriny ny mpahay haifiarahamonina, Lanto Ratsida, mahakasika ny rafitra federaly voizina ankehitriny. Tsapan’ny tanora nandritra ny fakan-kevitra nataon’izy ireo fa mivan­gongo eto Antananarivo ny fahefana. Misy fandrika eo amin’ny famakafakana ara-jeografika anefa izany. Diso ny fijerena fa manome vahana an’Antananarivo ny rafitra tokana. Tokony ihoarana ny adihevitra […]