Newsmada
-
10:57 Sep 01, 2026
Samy nisehoana haintrano tao amin’ny distrikan’i Mahanoro sy Farafangana. Fianakaviana maro no rava trano fonenana iray manontolo sy ny kojakoja an-tokantrano rehetra. Nitondra fanampiana ho amin’ny fiarenana ny BNGRC . Trano 309 tafo may kilan’ny afo ny alin’ny 23 aogositra lasa teo, tokony ho tamin’ny 11 ora alina, tao amin’ny […]