Newsmada
-
04:40 Oct 01, 2026
Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja karate, ny 14 -18 oktobra ho avy izao, any Pologne, sokajy lahy sy vavy, ireo Malagasy mpikatroka efatra mianadahy, ahitana an’i Ornella Iriantsoa, Ayrton, Tiary, ary Mathieu. Hatramin’ny nanaovanay fanadihadiana sy nanoratana, omaly anefa, mbola baraingo ny handehanan’izy ireo. Tsy mbola […]