Newsmada
-
07:46 Jun 24, 2026
Ankoatra ny maha orinasa misehatra amin’ny fifandraisan-davitra azy, manana drafitrasa manokana ny Orange Madagasikara, amin’ny fandraisana andraikitra eo amin’ny fiarahamonina (RSE). Nosantarina teny amin’ny EPP niomerika Masindray, omaly, ny tetikasa “Manamaitso Sekoly”. Nambaran’ny filohan’ny Orange Solidarité, Benja Arson, fa atao ity tetikasa ity hiampitana any amin’ny fametrahana tontolo maitso voajanahary. […]