Misongadina | Madagascar

"Misongadina" in Madagascar feed

  • Taranja bisikileta : Misongadina atsy Maurice i Houlder Mohamed
    Newsmada - 04:41 Jul 30, 2026
    Malagasy mpiangaly bisikileta nalain’ny klioba Faucon Flacq SC – KFC Maurice tamin’ity taona ity, i Houlder Fitahiantsoa Mohamed. Misongadina tanteraka izy any an-toerana, ankehitriny. Araka ny fanadihadiana natao sy ny vaovao navoakan’io klioba io, oma­ly, nahazo ny laharana faharoa tamin’ny fifaninanana Moka Rangers Challenge, ity Mala­ga­sy mpilaravinahitra ity. Nam­baran’ity farany […]
  • Handball – Mada Jeunes : Misongadina ny HC Est
    Newsmada - 04:44 Apr 08, 2026
    Nitohy omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakam-pirenena, taranja handball, sokajy zandriny, lahy sy vavy. Misongadina eo amin’ny vokatra azony ny ekipan’ny HC Est Atsimo Andrefana, sokajy junior, lehilahy. Fandresena telo misesy no azon’izy ireo ao amin’ny vondrona «B». Nandresy ny HTHB, tamin’ny isa 27 no […]