Newsmada
-
06:09 Apr 15, 2025
Nianoka ny fahafinaretan’ny taranja mekanika ireo mpitsidika tonga maro tetsy Mahamasina nandritra ny “Motorshow 2025”, andiany faharoa. Afapo ny maso, nahazo fafiny ny vatana nahita sy niaina ireo fireondreon’ny moteran’ireo fiara sy kodiaran-droa naseho nandritra ny roa andro. Fahombiazana ny “Motorshow 2025”, andiany faharoa. Fihaonana sy fampirantiana ireo fiara sy […]