Newsmada
-
04:40 Oct 01, 2026
Nankalazaina omaly, teny amin’ny Lapan’Andafiavaratra, ny “EK PED MAA KE NAAM, niarahana tamin’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera sy ny masoivohon’i Inde. Fambolena ravinala iray sy «palmier” iray no nanamarihina ny hetsika “EK PED MAA KE NAAM”. Ity hetsika ity izay manome lanja manokana ny reny loharano nipoirana sy ny […]