Newsmada
-
04:45 Jul 13, 2026
Olana goavana ny fitantanana ny rano amin’izao fotoana izao. Misedra izany ny any amin’ny Faritra atsimo. Zo fototra anefa ny fitsinjarana ara-drariny izany, mahatonga ny fampiasana ny voambolana HAQ KA PANI any Inde. Tranga iray manamarika ny fitantanana tsy mahomby ny fitantanana ny rano maneran-tany ny ataon-dry zareo ao Pakistan, […]