Newsmada
-
03:35 Aug 29, 2026
Notanterahina ny alakamisy lasa teo ny dingana ampahavalon-dalana iadiana ny ho tompondakam-pirenena, taranja basikety, sokajy U16, lahy sy vavy. Fihaonana atao any Amoron’i Mania. Anisan’ ny vokatra nisongadina ny fandresen’ny Pintade Amoron’i Mania ny Ascut Atsinanana, tamin’ny isa tery 58 no ho 53, ho an’ny tovovavy. Lalao niady hatramin’ny farany. […]