Newsmada
-
05:58 Aug 20, 2026
Ho lasa mpandraharaha afaka manome lanja sy mampitombo ny fidiram-bolany. Io no tanjona mandritra ny hetsika « Rodorodon’ny tantsaha » andiany fahefatra, atao etsy amin’ ny Kianjan’ ny Makis Andohatapenaka, hatramin’ny 23 aogositra. “Manana anjara toerana lehibe amin’ny fampandrosoana ny firenena ny tantsaha”, hoy ny minisitry ny Fambolena sy ny fahaleovantena ara-tsakafo, […]