Sahy | Madagascar

"Sahy" in Madagascar feed

  • Sehatry ny fandraharahana : Hamoaka ny andiany Sahy ny Iscam
    Newsmada - 06:29 Jun 18, 2026
    Hotontasaina ny 02 jolay 2026, eny amin’ny CCI, Ivato, ny fanolorana mari-pahaizana ho an’ireo mpianatra nanaraka fiofanana teo anivon’ny Iscam Business School. Andi­any faha-35, ampitondraina ny anarana hoe: “Sahy” izy ireo, raha nitafa tamin’ny mpanao gazety tetsy Ankadifotsy, oma­ly. Maneho tanjaka sy fahasahiana, herim-po ary fahavononana ny teny hoe Sahy […]
    Tags: Sahy