Newsmada
-
05:20 Sep 16, 2026
12 taona, hiditra amin’ny seho faha-20. Efa mitoetra ho anisan’ireo hetsika mametraka tantara ny « Smooth Night”. Mitohy hatrany, ka hotontosaina ny 2 oktobra ho avy izao, ny andiany faha-20 etsy amin’ ny Ibis Hôtel Ankorondrano, manomboka amin’ny 8 ora sy fahefany alina. Hiavaka kely, satria hamerina sy hamelona ireo sangasan’i […]