Newsmada
-
04:44 Sep 24, 2026
Miroso tsikelikely ny fiatrehana ny fikaonandoham-pirenena. Anisan’ny efa handeha ny eny anivon’ny fokontany. Nambaran’ny loharanom-baovao eo anivon’ny FFKM fa efa hanomboka tsy ho ela ny fanofanana ireo mpanamora sy mpitantsoratra ary koa ny mpiandraikitra hisahana ny fitaovana «Trio». Efa maro ireo zanaky ny fiangonana eo anivon’ny FFKM namaly ny antso […]