Newsmada
-
05:59 Sep 12, 2026
Noraisin’ny filoha lefitry ny kaomisionin’ny Vondrona eoropeanina (UE), Kaja Kallas, afakomaly, tao Bruxelles, ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël. Voaresaka ny fiaraha-miasa marolafy, indrindra ny lafiny politika. «Vonona hanohana sy hanampy amin’ny fifidianana izahay », hoy ity tomponandraikitra ambony eo anivon’ny UE ity. Nohamafisin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika izany ka nilazany […]