Madagascar

  • Madagascar : l'inéluctable systémique des crises ?
    Madagascar Tribune - 05:18 Dec 17, 2025
    PARTIE 1 – La mécanique du chaos : pourquoi Madagascar retombe toujours dans la crise On a parfois ce sentiment étouffant que l'histoire malgache semble inéluctablement enfermée dans sa spirale de pauvreté… Enfermée dans cette croissance régulière des inégalités (de plus en plus de pauvres de plus en plus pauvres face à la montée d'une oligarchie cynique à vomir de plus en plus riche) … Et enfermée dans ce cycle de crises à répétition… 1972, 1991, 2002, 2009, 2025… On change quelques (…) - Editorial
  • Lalao Fihezama 2025: Mpandray anjara 400 no andrasana
    Newsmada - 04:55 Dec 17, 2025
    Andro sisa isaina dia higadona ny sabotsy 20 sy alahady 21 desambra hanatanterahana ny Lalao Fihezama (Fi­taizana ny herin’ny zatovo Malagasy) 2025. Hetsika hatao any Manjakandriana. Mpan­dray anjara manodidina ny 400 eo no andrasana, araka ny nambaran’ny filo­han’ny Fihezama, Rakotovao Jacky Raymond, izay mbola manentana hatrany ho an’ireo maniry ny […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:55 Dec 17, 2025
    Niakatra an-tsehatra, omaly, tao amin’ny Kianja Complexe Stadium Cote d’Or, Maurice, ny Barea zan­driny, lahy sy vavy. Nahita fandresena roa nisesy be izao ny sokajy lehilahy, rehefa nandresy an’i Seychelles, tamin’ny isa 4 no ho 0, sy ny La Réunion, 8 no ho 1. Fahom­biazana ihany koa ny an’ny vehivavy, […]
  • Tsipy kanetibe : Tafajoro ireo ligy 5 vaovao
    Newsmada - 04:54 Dec 17, 2025
    Ankoatra ireo ligim-paritra miisa 7 efa nisy teo amin’ny taranja tsipy kanetibe, ahitana an’Analamanga, Vaki­nan­karatra, Matsiatra Ambony, Atsinanana, Alaotra Mangoro, Menabe ary Itasy, mijoro ara-dalàna ihany koa ireo 5 vaovao. Tontosa ny 13 desambra teo ny fifidianana izay ho filoha hitantana azy ireo. Araka izany, lany ho an’i Bongolava, Razaka­manantsoa […]
  • Rugby- Fankalazana ny faha-125 taona: Hitsapa ny heriny amin’ny Cosfa ny CEA Andranomanalina
    Newsmada - 04:54 Dec 17, 2025
    Hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny “Super coupe de Madagascar”, taranja rugby. Noho ny tsy fahafahan’ny FTM Manjakaray no antony. Niova ny fandaharam-potoana ka hidona amin’ny Cosfa, tompon’ny amboara, ny CEA Andranomanalina, mitarika vonjimaika eo amin’ny fifaninanana “XXL Top 12”. Niova tampoka ny fandaharam-potoanan’ny Malagasy Rugby. Raha ny voalahatra mantsy tokony […]
  • Les autorités évoquent des importations illégales d'armes lourdes
    Madagascar Tribune - 07:46 Dec 16, 2025
    Les Forces de défense et de sécurité (FDS) ont affirmé avoir identifié des éléments laissant penser que des armes lourdes ont été introduit sur le territoire malgache. Une information rendue publique lors d'une déclaration commune de hauts responsables militaires et sécuritaires hier. Les autorités soutiennent disposer de documents et de renseignements appuyant cette hypothèse. Le nom de l'homme d'affaires Mamy Ravatomanga, bras droit de l'ancien président Rajoelina actuellement incarcéré (…) - Socio-politique
  • Lutte contre l'impunité : le Premier ministre promet une justice indépendante et une tolérance zéro
    Madagascar Tribune - 06:22 Dec 16, 2025
    Devant l'Assemblée nationale, dans le cadre d'un face-à-face avec les députés, le Premier ministre Herintsalama Rajaonarivelo a essayé de rassurer. Dans un contexte où la demande de justice et d'exemplarité devient pressante, il a affirmé que le temps de la complaisance est révolu et que l'État de droit constitue le socle de toute transformation durable. L'indépendance de la justice était le centre de son message. La magistrature et les structures de lutte contre la corruption doivent (…) - Société
    Tags: Premier
  • Le guide N°06
    Newsmada - 05:04 Dec 16, 2025
    Cliquez sur l’image pour télécharger
  • ITM-IHM 2026 : Hasongadina aty Afrika i Madagasikara
    Newsmada - 04:51 Dec 16, 2025
    Hatao ny 11, 12, 13 ary ny 14 jona 2026 ho avy izao, eny amin’ny CCI Ivato, ny Foara iraisam-pirenena ho an’ny Fi­za­hantany (ITM), andiany faha-12, sy ny Foara iraisam-pirenena ho an’ny Asa tanana (IHM) andiany fahatelo. Mika­rakara azy ny Ofi­sim-pirenena ho an’ny fizahantany (ONTM), eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fizahantany […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:50 Dec 16, 2025
    Hamoraina ny fanohanana ny mpandraharaha, Vovonana natokana ho an’ny orinasa madinika sy salantsalany (PME). Tan­jo­na ny hananganana sehatra tsy miankina matanjaka sy mifaninana ka hanatsarana ny tontolon’ny fandraharahana. Marihina fa fototra iankinan’ny toekarena ny PME izay mandrafitra ny 90% ny orinasa eto amin’ny firenena sy manome asa maherin’ny 60%. Mahatratra […]
  • Fakafaka: Fanavaozana inona?
    Newsmada - 04:50 Dec 16, 2025
    Fanavaozana, fanovana toe-tsaina, fananganana rafitra vaovao. Voambolana malaza amin’izao fotoana ireo, satria anatin’ny vanim-potoana tokony hitondra mankany amin’ny fiovana i Madagasikara. Inona ny mahakasika ny kolontsaina, amin’izany fanavaozana izany? Izy rehetra. Mba tsy hilazana fa ny lafiny kolontsaina mihitsy no kitihina amin’izany. Saingy mety ilay voambolana« fanavaozana » no tsy mampitovy hevitra. […]
  • «Salon de la gastronomie», andiany faha-11: Homen-danja manokana ny vokatra sokolà
    Newsmada - 04:49 Dec 16, 2025
    Hetsika lehibe ho an’ny hainahandro eto Madagasikara. Hanasongadina ny akora, ny vokatra ary ny fahaiza-manao malagasy izy ity. Sehatra ifaneraseran’ireo matihanina amin’ny hainahandro ihany koa. Saika hatao ny volana septambra teo, saingy voatery nahemotra noho ny toe-draharaha. Efa feno kosa izao ny fepetra, ka ho­tontosaina ny 18 hatramin’ny 20 desambra […]
  • La refondation des mentalités pour éviter l'effondration
    Madagascar Tribune - 05:56 Dec 15, 2025
    Les premières semaines qui ont suivi le renversement d'Andry Rajoelina ont connu de nombreux couacs, généré des critiques plus que justifiées, et plusieurs faits ont déclenché des interrogations légitimes, pour ne parler que de cet étrange voyage-éclair du chef de l'État à Dubaï. Toutefois, même si le principe du « manao zavatra tsy mora » sert souvent de paravent à la médiocrité, il faut admettre que le processus de refondation est complexe, et comme disent les Anglo-saxons, il faut « faire (…) - Société
  • Mantasoa : perquisition controversée au domicile de Mamy Ravatomanga
    Madagascar Tribune - 05:00 Dec 15, 2025
    Table et pièces sens dessus dessous, bouteilles et objets renversés, chambre retournée avec lit défait, sol éventré laissant des gravats partout : les dégâts visibles sont lourds. On distingue aussi un plancher percé, une ouverture creusée, du carrelage et des lames brisées, des verres cassés ainsi qu'un téléviseur fendu. Les images, largement diffusées sur les réseaux sociaux, proviendraient de Mantasoa, au domicile de l'homme d'affaires Mamy Ravatomamanga actuellement incarcéré à l'île (…) - Société
    Tags: Mantasoa
  • Vondrona Filatex : Vavahady noravahana loko afrikanina tatsimo
    Newsmada - 04:42 Dec 15, 2025
    Notokanana, omaly, ny fo­todrafitrasa vavahady « Arche Malaga », an’ny orinasa Fila­tex Properties, ao anatin’ny Vondrona Filatex, eny amin’ny trano fonenana, akaikin’ny Marais Masay Antananarivo. Mampiavaka azy, ilay artista mpanao hosodoko afrikana tatsimo, Esther Mahlangu, 90 taona, fanta-daza maneran-tany amin’ny haitao Ndébélé no nampihaingo sy nandoko ity fotodrafitrasa ity. 90 taona i […]
  • Lapan’ny fanatanjahantena : Nahatanteraka ny fanambiny i Momota
    Newsmada - 04:42 Dec 15, 2025
    Andro vitsivitsy nialohan’ny fampisehoana. Hoy i Momota : « hitondra zava-baovao ho an’ny ankizy izahay. Asehonay koa fa izahay mahafeno Palais des sports ». Izay tokoa ny zava-nisy tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina Imahamasina, omaly, nandritra ny fampisehoana nampitondraina ny lohateny : « Cirque Momota Tic Tac Show ». Tafiditra tao anatin’ity seho ity avokoa […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:42 Dec 15, 2025
    Hanomboka anio ny fitaterana an-dalamby an-tanàn-dehibe. Mampitohy ny gara Soarano hatrany Ambohimanambola. Natao ny andrana ny zoma lasa teo. Ary nitohy ny sabotsy ny fampahafantarana sy ny fanentanana ny olona manodidina ny zotra an-dalamby ny fisiany, fa indrindra ny fepetra tsy maintsy hajaina sy arahina. Nisokatra nanomboka ny 8 desambra […]
  • Orge malagasy : Manan-danja saingy tandindomin-doza
    Newsmada - 04:41 Dec 15, 2025
    Zavamaniry avadika ho lasa « malt » ny orge, ilaina amin’ny fanamboarana zava-pisotro labiera. Mamboly azy ny tantsaha malagasy, maherin’ny 20 000, mamatsy ny orinasa Malto, sampana orinasa an’ny Star. Niavaka sady tsara ny vokatra tamin’ity taom- pamokarana 2025 ity, satria tafakatra 11 300 t ny orge voa­angona tany Vaki­nan­ka­ratra, Amoron’i Mania ary Matsiatra […]
  • Ladoany : Mitombo ny fandanian’­ ny « transitaires »
    Newsmada - 04:41 Dec 15, 2025
    Misedra olana ireo mpandraharaha ao anatin’ny vondrona fampivondronana entana (groupage) avy any ivelany. Mi­tombo ny fandanian’izy ireo ka miteraka fatiantoka, vokatry ny fitsipika vaovao napetraky ny sampandraharahan’ny Fadin­tseranana. Nambaran-dRandrianarisoa Rivo, mpikambana ao anatin’ity vondrona mpandraharaha ity, fa tsy misy afa-tsy kaontenera iray isan’andro sisa no vitan’ny mpiasan’ny Ladoany tsirihina. Marobe […]
    Tags: Ladoany