Hiatrika ny fiadiana ny ho Tompondaka maneran-tany amin’ny taranja karate, ny 14 -18 oktobra ho avy izao, any Pologne, sokajy lahy sy vavy, ireo Malagasy mpikatroka efatra mianadahy, i Ornella Iriantsoa, Ayrton, Tiary, ary Mathieu. Efa nanainga omaly, hihazo an’i Pologne ny delegasionina malagasy. Nilaza ireo atleta malagasy fa efa …
Notontosaina ny zoma lasa teo, teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny lanonana famaranana sy ny fampisehoana ny drafitra vaovao hampandrosoana sy hanavaozana ny fanatanjahantena eto Madagasikara, na ny politika nasionalin’ny fanatanjahantena (PNS). Nitarika ny lanonana tamin’izany ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena (MJS), Rasambany Alain Désiré, sy ireo solontenan’ny …
Manao mpanefy toka-tena Fotoana vitsy sisa hananana azy dia hivalona any amin’ny varo-tsy mifody ny taona 2026. Samy mamisavisa ny zava-bita sy ny mbola kinasa ny rehetra. Efa hiditra any amin’ny fifidianana sy fanavaozana ireo mpitantana isanisany ihany koa ny ligy sy ny federasionina sasany. Nisy ireo nahavita be, tao …
Napetraka tamin’ny fomba ofisialy ny zoma lasa teo, tetsy amin’ny Campus Oniversiten’i Barikadimy Toamasina, ny ivontoerana fampiofanana sy fampianarana teny Koreanina tatsimo. Tsy ny fiteny ihany no hovoizina na horatovina ao fa ny kolontsaina, sy ny fomba fahandro, ary ny fomba filalaovana nentim- paharazana. Anisan’izany ny ” K-Pop sy Ariang” …
L'affaire des onze ressortissants chinois sortis irrégulièrement de prison à Madagascar continue de soulever de nombreuses interrogations. Après les premières sanctions administratives, de nouvelles informations, qui restent à vérifier, évoquent désormais l'intervention présumée d'un responsable syndical de l'administration pénitentiaire dans les procédures ayant permis leur libération. Le secrétaire général du Syndicat du personnel pénitentiaire (SPAPM) aurait signé les documents (…) - Société
Madagascar participe aux Assemblées annuelles du Fonds monétaire international (FMI) et de la Banque mondiale, organisées du 12 au 18 octobre à Bangkok, en Thaïlande. La délégation malgache entend profiter de ce rendez-vous international pour présenter les priorités économiques du pays, consolider ses relations avec les partenaires financiers et mobiliser de nouvelles ressources destinées au développement. Conduite par le ministre de l'Économie et des Finances, Herinjatovo Aimé Ramiarison, (…) - Economie
Hotanterahina atsy Comores, ao amin’ny torapasik’i Itsandra Mojini, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito, amin’ny Beach volley na Volley-ball lalaovina ambony fasika, sokajy U18, lahy sy vavy. Fihaonana karakarain’ny kaonfederasiona afrikanina (CAVB), ny 15 ka hatramin’ny 18 oktobra ho avy izao. Firenena dimy no hiady ho lohany amin’ity dia …
Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Top 6 Mada”, taranja rugby. Anisan’ny lalao be mpiandry ny fifanandrinana eo amin’ny Cosfa (Bebaoty) sy ny CEA Andranomanalina. Fihaonana fanindroany ho an’ny roa tonta ity. Hanala vela ry zareo Andrano eto ka hangotraka tanteraka ny …
Mpiara-miasa nandritra ny taona maro ny Fianakaviana sambatra (Fisa) sy ny Paositra malagasy amin’ny fitaterana ny fanafody sy ny kojakoja momba ny fandrindram-piterahana alefa any amin’ny faritra. Nandray anjara tamin’ny fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny paositra ny Fisa, omaly, teny Analakely. Miezaka manatona ny vahoaka hatrany ny fikambanana manome …
Les agents du fisc dénoncés pour corruption seront-ils réellement sanctionnés ? Le colonel Michaël Randrianirina a directement posé la question aux responsables de la Direction générale des impôts (DGI), vendredi 9 octobre, lors du lancement de la plateforme numérique « Torohy », à l'hôtel Carlton Anosy. Le chef de l'État veut que les plaintes déposées par les citoyens débouchent sur des enquêtes et, lorsque les faits sont établis, sur des sanctions. Conçu par la DGI, ce nouvel outil (…) - Société
Le gouvernement malgache poursuit ses discussions avec les acheteurs européens de litchis. Une délégation conduite par la ministre du Commerce et de la Consommation, Haingotiana Andriamadison, a rencontré à Paris les représentants de deux entreprises importatrices, SIIM et ORSERO. Cette rencontre, annoncée le 9 octobre, intervient deux semaines après les Assises nationales du litchi organisées à Toamasina. Roland Ratsiraka, président du Groupement des exportateurs de litchis (GEL), (…) - Economie
S41-26 | 02 octobre 2026 | Rédaction Diapason Le relevé des déplacements du président de la Refondation de la République de Madagascar (PRRM) compte 58 lignes, du 27 novembre 2025 au 3 octobre 2026, dont 17 séjours à l'étranger. Il juxtapose visites intérieures et étapes à Moscou, Paris, Bruxelles, New York, au Caire ou à Gaborone. Il ne recense pas toutes les missions, leurs coûts ou leurs résultats. Il rend toutefois visible une stratégie : depuis la rupture d'octobre 2025 : l'exécutif (…) - Tribune libre