Madagascar
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · Madagascar

Madagascar

@madagascar

Explore news from Madagascar through the publisher feeds gathered here. Local reporting can add detail about communities, public affairs and the economy that a broad international headline leaves out. Each item keeps its source and publication time visible.

Check whether a story concerns a particular town, region or the country as a whole. If you use translation, return to the original for place names, quotations and administrative terms that may lose meaning in a summary.

Zo sy fananahana ara-pahasalamana : Nanao antso ny tanora manana fahasembanana

Nifarana ny volana jolay lasa teo ny fakan-kevitra nasionaly, natomboka ny volana febroary lasa teo, tany Antsirabe, izay nataon’ireo tanora manana fahasembanana momba ny zo sy ny fahasalamana ara-pananahana. Ni­songadina fa misy olana ny fisitrahan’ireo sokajin’olona ireo momba ity zo ity ka manao antso ho an’ireo firaisamonim-pirenena sy ny fitondram-panjakana …

Read at Newsmada

Fanilon’i Madagasikara: Ankizivavy 50 marisika amin’ny sehatry ny siansa

Ao anatin’ny sahanasa ataon’ny Yess Girl izay manao fifanakalozana eo amin’ny Fanilon’i Madagasikara ny Stem na ny Science, Technology, Engineering, Mathematics. Tanjona ny fampirisihana ny ankizivavy hisehatra bebe kokoa amin’ny siansa sy fikarohana manome lanja vokatra ara-tsiansa. Samy nanomana tetikasa mivaingana ireo ankizivavy teo anivon’ny Fanilon’i Madagasikara. Misy ny nanao …

Read at Newsmada

Fondation Axian : Tohanana hahaleo tena ara-tsakafo ny Akany Mamitiana

Noho ny ezaka misongadina ataon’ny foibe fitaizana zaza kamboty sy sahirana na ny Akany Mamitiana eny Ambohimangakely dia nanao tolo-tanana ny Fondation Axian. Nanome kubota na milina enti-miasa amin’ny fa­mokaram-bary ho an’ny Akany Mamitiana eny Am­bohimangakely ny Fondationa Axian. Tanjona ny hahafahan’ny akany mahaleo tena ara-tsakafo ary tsy hiankin-doha intsony …

Read at Newsmada

Le député Nicolas Randrianasolo appelle à la mise à l'écart du TIM de Marc Ravalomanana

Le député de Betroka, Nicolas Randrianasolo, actuellement très proche du régime de la Refondation, appelle le président de la Refondation, le colonel Michaël Randrianirina, à revoir la place occupée par les représentants du parti Tiako i Madagasikara (TIM) au sein des institutions de l'État. Selon le parlementaire, le maintien de responsables issus de cette formation politique alimente l'idée d'une influence persistante de l'ancien président Marc Ravalomanana sur le fonctionnement du (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Travaux publics : le chantier du Fly-Over d'Anosizato officiellement lancé

Le projet de Fly Over d'Anosizato est désormais entré dans sa phase concrète. La cérémonie officielle de lancement des travaux s'est tenue ce vendredi à Anosizato, en présence du président de la Refondation, le colonel Michaël Randrianirina, du Premier ministre, des membres du gouvernement ainsi que de nombreuses autorités civiles et militaires. Attendue depuis de nombreuses années par les usagers de la Route nationale 1 (RN1), cette infrastructure est présentée comme l'un des projets (…) - Infrastructure

Read at Madagascar Tribune

La mécanique de notre impuissance

Introduction Chaque matin, des millions de Malgaches consultent leur téléphone, prennent un taxi-be, achètent du riz ou espèrent que l'électricité tiendra jusqu'au soir. Ces gestes ordinaires dépendent pourtant de services essentiels : télécommunications, carburant, énergie, importation, distribution et paiement. Lorsque l'un d'eux se dérègle, c'est tout le quotidien qui vacille. Depuis des décennies, les gouvernements et les promesses se succèdent, mais les mêmes difficultés (…) - Tribune libre

Read at Madagascar Tribune

Tetikasa Produir : Notsidihina ny fonenan’ireo mpifindra monina

Tonga eto amintsika, mijery ifotony ny fizotry ny fandaharanasa Produir I sy ny II, ny avy amin’ny mpamatsy vola. Mitarika izany ny mpitantana misolo tena ny Vondrona afrikanina (UA) ao amin’ny filankevi-pitantanan’ny Banky iraisam-pirenena, Harold Tavares. Tanjon’ny fidinana ifotony nataon’izy ireo, ny alakamisy teo, ny handinihina ny vokatra efa azon’ny …

Read at Newsmada

CFME andiany faha-10 : Hifantoka amin’ny fampananana asa ny tanora

Hotanterahina ny 4 ka ha­tramin’ny 8 aogositra, eto Anta­na­narivo, ny andiany faha-10 amin’ny «Carrefour de la formation, des métiers et de l’emploi (CFME)». Hetsika karakarain’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT). Lo­ha­hevitra amin’ity taona ity ny hoe «Ta réussite à portée de main» (Manakaiky anao ny fahombiazanao)». Hisy fihaonambe sy atrikasa ao …

Read at Newsmada

Vahaolana amin’ny fitohanana: Manomboka ny fanamboarana ny Flyover

Haharitra 24 volana ny fanamboarana ny tetikasa Flyover eny Anosizato entina hamahana ny olan’ny fifamoivoizana sy ny fitohanana eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Nanomboka tamin’ny fom­ba ofisialy omaly, ny fa­­­namboara­na ny te­tikasa Flyover eny Anosizato. Hetsika notarihin’ny ny Filo­han’ny fanavaozana, ny Kolo­nely Randrianirina Michaël. Haha­ritra 24 volana ny tetikasa entina …

Read at Newsmada

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina etsy amin’ny Acsa Ambohidahy, manomboka anio hatramin’ny 15 aogositra ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy, sokajy rehetra. Atleta maherin’ny 200 eo no hifanintsana eny an-toerana, tafiditra anatin’ireo hanaovana fifantenana ny handrafitra ny ekipam-pirenena izay mendrika amin’izany. Navoakan’ny pejin’ny Al Merrikh Soudan, afakomaly, tao amin’ny …

Read at Newsmada

Kitra – Divizionina faharoa : Hifanintsana any Mahajanga ny solontenan’Analamanga

Hatao ny 5 hatramin’ny 15 aogositra ho avy izao ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Ma­dagasikara, divizionina fa­haroa nasionaly (D2 Nasiona­ly). Ahitana ekipa 24 ny mpifaninana ary nozaraina vondrona enina, misy ekipa efatra avy, izy ireo. Any amin’ny faritr’i Mahajanga, sokajy A, ny solontenan’ny ligin’Analaman­ga, Disciples FC Espoir, …

Read at Newsmada

Madagascar Airlines : reprise des vols directs entre Antananarivo et Moroni

Madagascar et l'Union des Comores sont de nouveau reliés par une liaison aérienne régulière. Ce jeudi 30 juillet, Madagascar Airlines a effectué son premier vol entre Antananarivo et Moroni, avec une escale à Mahajanga, mettant fin à près de cinq années d'interruption. Attendue par les voyageurs comme par les acteurs économiques, cette reprise dépasse le simple retour d'une desserte commerciale. Elle traduit également un réchauffement des relations entre les deux États après plusieurs années (…) - Transport

Read at Madagascar Tribune

Miss Monde 2026 : Madagascar fait l'impasse et prépare déjà son retour en 2027

Le Comité Miss Madagascar (CMM) a annoncé qu'aucune candidate ne représentera la Grande Île au concours international Miss Monde 2026. Dans un communiqué publié ce 31 juillet, l'organisation explique avoir fait le choix de reporter sa participation afin de consacrer davantage de temps à la préparation de sa future représentante. L'objectif affiché est de revenir en 2027 avec une candidate bénéficiant d'un accompagnement renforcé et capable de porter l'image de Madagascar sur la scène (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Fifaninanana «Pronostic Mondial 2026» : Lasan’i Roberto Carlos ny Moto électrique

11 andro taorian’ny fahavitan’ny fiadiana ny tompon­daka maneran-tany amin’ny baolina kitra “Mondial 2026”, notanterahina, omaly, ny fanolorana loka ho an’ireo mpan­jifa ny World Cola (Woco), ta­min’ny “pronostic score” sy ny “pronostic champion”. Natao teny amin’ny foibe toeran’ny Star Andranomahery izany. Nandrombaka ny loka goa­vana, “moto électrique, marque QJ Motors”, i …

Read at Newsmada

Tsipy kanetibe – «Mondial Junior» : Nivatravatra fiditra ny ekipa malagasy

Tsy nihafihafy fa avy hatrany dia nametraka ny anarany ny Malagasy eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mondial 2026 », sokajy Junior. Nahazo fandresena nandritra ireo lalao ho an’olon-droa, lahy sy vavy, miaraka ny ekipa. Nanomboka omaly, tao amin’ny Kianja Santa Susanna, Barcelone Espagne, ny fiadiana ny ho tompondaka …

Read at Newsmada

INDRAY MIJERY

Notanterahina tao Antsirabe, ny 21 ka hatramin’­ny 23 jolay lasa teo, ny atrikasa fanavaozana sy fanatsarana ireo Référentiels ho an’ny asa « machiniste en conféction » sy « maintenancier en machine à coudre industrielle ». Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa sy ny Unesco, amin’ny alalan’ny tetikasa Bear …

Read at Newsmada

Ady amin’ny herisetra : Hitondrana hafatra ny zavakanto

Tsy natao ho fialamboly sy fanehoana talenta fotsiny ny zavakanto (teatra, slam, mozika, dihy…) fa azo ampiasaina hitondra hafatra hiteraka fiovana toe-tsaina sy fiovam-pihetsika eny anivon’ny fiarahamonina ihany koa. Nisafidy ny hitrandraka ny zavakanto ho fitaovam-panentanana hiadiana amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy (VBG), hampijoroana ny zon’ny …

Read at Newsmada

CHU Analakininina : Nohavaozina ny fotodra­fitrasa fitsaboana zaza

Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny trano nohavaozina sy ireo fitaovana vaovao ho an’ny Sampana mandray an-tanana ny zaza ho an’ny CHU Analankininina, Toamasina, tamin’ity herinandro ity. Vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny olomasin’ny andro farany ny tetikasa. Nanomboka ny septambra 2025 ny …

Read at Newsmada

Concertation nationale des jeunes : une génération veut peser sur l'avenir de Madagascar

Le Centre de conférences internationales (CCI) d'Ivato accueille depuis le 29 juillet la phase décisive de la Concertation nationale des jeunes. Pendant trois jours, des centaines de participants venus des 24 régions de Madagascar confrontent leurs analyses et élaborent des propositions destinées à contribuer au processus de refondation du pays. Cette rencontre, qui s'achèvera par une séance de restitution, doit permettre de dégager des recommandations communes. Celles-ci seront (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Égypte : le chef de l'État annonce plusieurs mesures pour la diaspora

En déplacement officiel en Égypte, le président de la Refondation, le colonel Michaël Randrianirina, a échangé avec les membres de la communauté malgache installée dans le pays. Cette rencontre a permis d'aborder plusieurs préoccupations majeures des ressortissants, allant des démarches administratives à l'accès aux bourses d'études, en passant par la représentation diplomatique et la situation sécuritaire. Plusieurs annonces ont été faites afin de répondre aux attentes exprimées par la (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.