Newsmada
-
06:02 Aug 26, 2026
Nihena 2,24% ny taham-pahafahana nasionaly tamin’ ny fanadinana bakalorea, izay 48,49% raha ampitahaina tamin’ny voka-panadinana tamin’ny taona 2025 izay nahatratra 50,73 %. Anisan’ny anton’izany fidinana izany ny fanaraha-maso hentitra hampiakarana ny kalitao sy ny lanjan’ny diplaoma mivoaka, raha ny fanazavana. Manoloana ny fihanaky ny aretina Ebola any amin’ ny firenena […]