Newsmada
-
05:58 Aug 20, 2026
Vata mpanova herinaratra miisa 36 no hampiakaran’ny Jirama tanjaka ary 16 no vao ho apetraka hanatsarana ny famatsiana herinaratra eto amin’ny tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA). Anisan’ny hisitraka ny tetikasa i Maibahoaka, Besarety, Tsaramasay, Avaradoha, Tsiadana, Sabotsy Namehana, Iavoloha, Anosy Avaratra, Morarano, Ambohipo, Ampangabe, Saropody, Talatamaty, Andohatapenaka, Ivato Firaisana ary Soavina. Hotanterahina […]