Madagascar

  • Avotra ilay zazavavy: mpaka an-keriny roa voasambotra
    Newsmada - 11:23 Jan 14, 2025
    Voasambotry ny mpitandro filaminana ny mpaka an-keriny roa lahy tao Amboasary Atsimo, ny 11 janoary teo. Nitondra fitaovam-piadiana, nentin’ireo olon-dratsy ilay zazavavy, tamin’io andro io, tao amin’ny fokontany Maroa­sara, kaominina Amboasary Atsimo. Tsy mbola nitaky lelavola tamin’ny fianakavian’ilay zazavavy nalainy an-keriny ireo olon-dratsy, araka ny loharanom-baovao. Taorian’ ny tranga fakana […]
  • Varo-maizina: roa lahy nahatrarana sokatra 24 sy rongony 10 gony
    Newsmada - 11:10 Jan 14, 2025
    Zana-tsokatra ahina ho lany tamingana miisa 24 sy rongony 10 gony indray saron’ny zandary tao anatin’ny fiara tsy mataho-dalana, tao Betioky-Atsimo, ny 12 janoary teo. Roa lahy voasambotra. Karazan-tsokatra fantatra amin’ny anarana siantifika “Astrochelys Radia­tas” tra-tehaky ny zandarimaria teny amin’ny lalam-pirenena fahafolo, tao Andohasatra, kaominina Tameantsoa, distrika Betioky Atsimo, ny […]
  • Beach-volley U21: le championnat d’Afrique à Mahajanga
    Newsmada - 10:56 Jan 14, 2025
    En cours de validation ! La Confédération africaine de volley-ball (CAVB) a désigné Mahajanga comme hôte du championnat d’Afri­que de beach-volley pour les moins de 21 ans, tant chez les garçons que chez les filles, prévu entre le 16 mai et le 30 juin. C’est une mission délicate, mais un immense […]
  • Jirama : de fortes pluies salvatrices
    Madagascar Tribune - 06:41 Jan 14, 2025
    Les fortes pluies d'hier ont été salvatrices pour les usagers de la Jirama puisqu'elles ont pu permettre de tourner à pleine capacité la centrale hydroélectrique d'Andekaleka. Dans un communiqué diffusé en début de soirée, la Jirama a déclaré qu'avec l'arrivée des pluies, la centrale hydroélectrique d'Andekaleka fonctionne désormais à pleine capacité. En conséquence, les coupures d'électricité programmées ont été suspendues. Dès hier soir, le calvaire des coupures d'électricité vécues depuis plusieurs mois a (...) - Energie
    Tags: Jirama
  • Don de 2 400 tonnes de riz du Japon
    Madagascar Tribune - 06:41 Jan 14, 2025
    Dans le cadre du Programme d'Assistance Alimentaire 2023, le gouvernement japonais, par le biais de son Ambassadeur à Madagascar, Koji Abe, a remis 2 400 tonnes de riz aux autorités. Ce don d'une valeur de 300 millions de yens japonais, soit environ 9,4 milliards d'Ariary, vise à atténuer les effets de la crise alimentaire qui touche une grande partie de la population. Selon les termes de l'accord, le riz fourni par le Japon sera vendu par le gouvernement sur le marché local à un prix réduit. Les (...) - Coopération
    Tags: Japon
  • Taksiborosy nivadika: olona 17 naratra mafy
    Newsmada - 07:51 Jan 13, 2025
    Nitrangana lozam-piarakodia, taksiborosy iray hafa koa, teny amin’ny RN 4, PK 299+800, tao Ambodimanga/Beanana distrika Maevatanàna, ny sabotsy tolakandro teo. Taksiborosy hihazo an’Antsiranana ity niharan-doza ity vokatry ny fifandonana tamina fiara 4×4 iray teo ambony tetezana. Nilatsaka tany ambany tetezana ilay taksiborosy taorian’izay. Tandrevaka teo amin’ny mpamily, araka izany, no […]
  • Depiote Rakotondrasoa Fetra: “Tsy resy lahatra amin’ny fanakorontanana ny vahoaka”
    Newsmada - 07:48 Jan 13, 2025
    Naneho ny heviny momba ny toe-draharaham-pirenena ny depiote Rakotoarisoa Fetra. Tsy resy lahatra amin’ny fanakorontanana ny vahoaka, araka ny nambarany. «Tsy tokony holalaovina hoe : «izahay te hiditra, fa ianareo no manakana». Fa ny tena marina, ny vahoaka malagasy no tsy resy lahatra intsony amin’izany asa fanakorontanana atao eto amin’ny firenena izany». […]
  • Vaovao tambatra
    Newsmada - 07:44 Jan 13, 2025
    16,2 miliara Ar no nentin’ny tetikasa Fihariana nanohanana ireo mpandraharaha manerana ny Nosy, ny taona 2024. Mbola hitohy ny fanohanana ara-bola sy ara-teknika azy ireo amin’ny fananganana orinasa amin’ ity taona 2025 ity. Nahafahana nanakaiky ny mpandraharaha tokoa ny taona 2024. Mbola tsy nahavonto tany ny filatsahan’ny orana hatramin’ny sabotsy […]
  • Fieferamanga Arivonimamo: zana-kazo miisa 1 800 nambolena
    Newsmada - 07:42 Jan 13, 2025
    Velaran-tany 53ha no nambolen’ny minisiteran’ny Toe­karena sy ny fitantanam-bola zana-kazo “érables” sy “frênes” ny zoma teo, tany Fieferamanga Arivonimamo. Tafiditra ao anatin’ny hetsika fambolen-kazo tanterahin’ny fitondram-panjakana nanomboka ny 16 desambra 2024 izany. Tanjona ny handrakofana ala ny toerana tafiditra ao anatin’ny tetikasa filamatry ny fitondram-panjakana « Ankohonana miarina ». Eo koa ny […]
  • Toekarena manga: mpanjono maherin’ny 500 nisitraka fampitaovana
    Newsmada - 07:39 Jan 13, 2025
    Vata fanodinana trondro lena ho lasa trondro saly na « fumoir » miisa 11 sy « tracteur frigorifique » no natolotry ny minisitry ny Jono sy ny toekarena manga, Mahatante Paubert, sy ny minisitry ny Rano sy ny fidiovana, Andria­mamelasoa Lalaina, ireo mpanjono maherin’ny 500 tao amin’ny kaominina Maroalo­mainty, distrika Ambovombe, faritra Androy, omaly. […]
  • Cyclone Dikeledi : trois morts et près de 2 000 sinistrés
    Madagascar Tribune - 06:19 Jan 13, 2025
    Le cyclone tropical Dikeledi a frappé plusieurs régions de Madagascar, et principalement le Nord de la Grande île. Il a causé au moins trois décès et près de 2000 sinistrés d'après le bilan provisoire du Bureau national de gestion des risques et des catastrophes (BNGRC), dans l'après-midi de dimanche. Les trois décès ont été enregistré respectivement dans la commune de Rantabe, dans la commune d'Ambodimanga du district de Maroantsetra et dans la commune d'Anivorano Nord du district d'Antsiranana II. Au (...) - Météorologie
  • Rajoelina appelle à la cohésion des forces armées
    Madagascar Tribune - 04:00 Jan 13, 2025
    Les Forces Armées malgaches ont célébré hier la Journée des Officiers, un événement annuel visant à rendre hommage aux valeurs, aux coutumes et aux traditions militaires. Andry Rajoelina en sa qualité de chef suprême des Forces Armées, a présidé les festivités au Palais d'État Iavoloha, entouré de la Direction de la sécurité présidentielle et du régiment de la garde présidentielle. Lors de son allocution, le président Rajoelina a salué l'ensemble des officiers rappelant leur rôle primordial dans la protection (...) - Forces Armées
  • Fanafihana tao Ambohiboatavo: telo mianaka maty nozerana vatobe
    Newsmada - 07:35 Jan 11, 2025
    Nitrangana fanafihana mi­tam-piadiana namoizana ain’ olona tao Ambohiboatavo, kaominina ambanivohitr’ Am­pitatsimo, distrikan’ Ambaton­drazaka, omaly maraina tamin’ny 9 ora. Vokany, olona telo indray maty. Raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana, mpanampy iray saika hanome sakafom-borona no nahita ilay renim-pianakaviana nitsotra amin’ny tany, nihosin-dra voatsindry vatobe ny lohany. Niantso ny fokonolona […]
  • Basikety- Taom-pilalaovana 2025: hodinihina mandritra ny fivoriambe
    Newsmada - 07:34 Jan 11, 2025
    Araka ny vaovao voaray omaly, tamin’ireo mpampita vaovao eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny basikety (FMBB), hisy ny fivoriambe ara-potoana hataon’ izy ireo, ny 18 janoary ho avy izao, etsy Mahamasina. Tanjona amin’ity fivoriana ity ny hanaovana ny tatitra amin’ireo ligy ny ezaka efa vita sy ny handaminana ny fandaharam-potoan’ ny taom-pilalaovana […]
  • Fibatana fonjamby: nahazo sazy henjana i Roilya
    Newsmada - 07:27 Jan 11, 2025
    Navoakan’ny gazety maorisianina, ny faran’ny taona 2024, fa nahazo sazy henjana ilay Malagasy mizaka ny zom-pire­nena maorisianina, mpibata fonjamby, Ranaivosoa Roilya. Nosazin’ny Federasiona iraisam-pirenena, tsy mahazo mandray anjara amin’ny fifaninanana ao Maurice sy amin’ny sehatra iraisam-pirenena hatramin’ny taona 2026 ny tovovavy. Nihatra nanomboka ny 24 mey 2023 izany. Anton’izao sazy […]
  • Taranja badminton – taom-pilalaovana 2024: hamaranana ny fifaninanam-pirenena
    Newsmada - 07:25 Jan 11, 2025
    Hotontosaina manomboka anio, hatramin’ny rahampitso alahady, eny amin’ny ANS Ampefiloha, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja badminton, sokajy senior, lahy sy vavy. Araka ny fanadihadiana natao omaly, tamin’ny loharanom-baovao iray avy eo anivon’ny Federa­siona malagasin’ny badminton (FMB), natao hamaranana ny taom-pilalaovana 2024 lasa teo izany. Mahatratra 87 eo ireo […]
  • L'objectif d'atteindre un million de visiteurs sur la bonne voie
    Madagascar Tribune - 06:07 Jan 11, 2025
    Madagascar affiche un optimisme de bon augure pour son secteur touristique, avec l'objectif ambitieux d'atteindre 1 million de visiteurs d'ici 2030. Alors que les statistiques de 2024 sont déjà encourageantes, les autorités et les professionnels du tourisme se disent convaincus que l'année 2025 sera particulièrement favorable pour la Grande Île. En effet, selon les prévisions dévoilées lors du conseil des ministres du 8 janvier 2025, le tourisme et la restauration devraient représenter près de 14,9% du (...) - Tourisme
  • Hausse inquiétante d'incendies de bâtiments en 2024 dans la capitale
    Madagascar Tribune - 06:07 Jan 11, 2025
    L'année 2024 a été particulièrement éprouvante pour les sapeurs-pompiers de la capitale malgache. Selon le bilan récemment dressé par leur corps, 76 personnes ont perdu la vie et 123 autres ont été blessées lors de leurs interventions. Le nombre d'incendies de bâtiments a connu une hausse inquiétante, passant de 303 en 2023 à 352 en 2024. Les quartiers pauvres d'Andohatapenaka et d'Antohomadinika, constitués en grande partie de maisons en bois sur une superficie de 67 ha, ont été particulièrement touchés (...) - Société