Madagascar

  • La société civile demande le suivi des recommandations éléctorales
    Madagascar Tribune - 05:00 Jul 31, 2024
    A l'approche des élections communales et municipales prévues en novembre 2024, la société civile interpelle à nouveau le gouvernement sur l'application des recommandations électorales qui jusqu'ici non pas été suivies d'effets. Dans un communiqué plusieurs organisations de la société civile (OSC) engagées pour la démocratie et la bonne gouvernance expriment leur conviction que la stabilité et le progrès de Madagascar reposent sur des élections libres et justes. À cet égard, elles appellent les parties (...) - Politique
  • Madagasikara- Guinée-Bissau : tafapetraka ny fiaraha-miasa lasitra amin’ny sehatra maro
    Newsmada - 04:59 Jul 31, 2024
    « Pejy vaovao ho an’ny sehatry ny diplaomasia sy ny fiaraha-miasa ary firahalahiana eo amin’i Madagasikara sy i Guinée-Bissau izao nosokafana izao », hoy ny filoha Rajoelina Andry. Nitohy omaly ny fitsidihana ara-panjakana na­taon’ny delegasionina malagasy, notarihin’ny filoham-pirenena, Rajoelina An­dry, tao Guinée-Bissau. Valin’ ny fanasana manokana na­taon’i Umaro Sissoco, filoham-pirenen’i Guinée-Bissau. Sahala […]
    Tags: Bissau
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:58 Jul 31, 2024
    Araka ny fikarohana natao omaly, noraisin’ny ben’ny Tanànan’i Toamasina, Rakotonirina Nante­naina, tao amin’ny biraony ry Rakotondrazaka Oceane sy Mayane, mpirahavavy izay voahosotra ho tompondakan’i Afrika U15, taranja tenisy ambony latabatra. Notoloran’ity tomponandraikitry ny tanànana ity mari-pahatsiarovana sy fanomezana moa izy ireo. Notontosaina tao amin’ny Kianja Bika Tsiroanomandidy, nanomboka ny alatsinainy […]
  • Kitra – D2 National : manana isa efatra ny AS ST Anne
    Newsmada - 04:58 Jul 31, 2024
    Notanterahina omaly, ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasi­kara, taranja baolina kitra, diviziona faharoa, “World Cola Ligue des Champions D2 National”. Nahazo vokatra tsara ny ekipan’ny AS ST Anne, solon­tenan’Analamanga. Nandresy ny ekipan’ny Black Power Sofia, 1 no ho 0 izy ireo, omaly, tany Vohemar. Mana­na isa efatra izy […]
  • Barea de Madagascar : Vita ny fandidiana an’i Metanire
    Newsmada - 04:58 Jul 31, 2024
    Tontosa ny alatsinainy lasa teo, tany Etats-Unis, ny fandidiana ny lohalika havian’ilay vodilaharana malagasy ao amin’ny Barea de Madagascar, i Romain Metanire. Tsy misy intsony ny ahina amin’ny toe-pahasalamany. Efa manomana ny fiverenany an-kianja ny tenany ankehitriny ka hanombohany izany ny fanetseham-batana. Marihina fa noho io aretina nahazo azy io […]
  • 110 000 visiteurs en six mois à Madagascar
    Madagascar Tribune - 06:54 Jul 30, 2024
    Diana Rasoanaivo, directrice du cabinet du ministère du Tourisme et de l'Artisanat, a annoncé le 29 juillet que Madagascar est actuellement en haute saison. Les prévisions sont optimistes, avec une estimation d'atteindre 300 000 visiteurs d'ici la fin de l'année. Cette dynamique indique une reprise significative du secteur du tourisme, impactée par les crises mondiales antérieures et les restrictions sanitaires. L'arrivée de 110 000 touristes en six mois représente un bon indicateur de la popularité (...) - Tourisme
  • Une promesse de coopération mutuellement bénéfique
    Madagascar Tribune - 06:54 Jul 30, 2024
    Le président malgache, Andry Rajoelina est actuellement en Guinée-Bissau pour une durée de trois jours. Dans le cadre de cette « visite d'Etat », il entend renforcer la coopération avec le pays du président Umaro Sissoco Embaló. Reste tout simplement à savoir qu'est-ce que Madagascar peut espérer de cette collaboration « sud-sud » que les proches du régime ont scandée ces derniers jours. La Guinée-Bissau, riche en ressources naturelles certes, mais elle est confrontée à des défis économiques, comme (...) - Coopération
  • Décaissement attendu du DPO et adoption du décret du Code minier
    Madagascar Tribune - 06:54 Jul 30, 2024
    100 millions de dollars, c'est le montant attendu pour la deuxième phase de l'appui des politiques de développement visant à stabiliser les finances publiques de Madagascar et son économie face aux chocs et aux crises. La date limite pour l'adoption du décret d'application du Code minier est fixée au mois d'octobre de cette année. Un deadline fixé par le calendrier des réformes dans le cadre des programmes FEC et FRD du Fonds Monétaire International. Quelles réformes attendues pour le décret du Code (...) - Economie
    Tags: Code
  • « Prix RFI Théâtre 2024 »: miakatra ny lentan’ny fahaiza-manaon’ny Afrikanina
    Newsmada - 05:19 Jul 30, 2024
    Amin’ireo firenena 16 nandray anjara amin’ny fifaninanana “Prix RFI Théâtre 2024”, avy eto Afrika avokoa ny antsasa-manila. Taratry ny fivoarana sy ny fandrosoan’ny zavakanton’ity kaontinanta ity izany. Piesy teatraly miisa 13, tamin’ireo 138 nandray anjara no voatazona hifantenana izay handrombaka ny amboaran’ny « Prix RFI Théâtre 2024 ». Ny lanonana fanolorana ny […]
    Tags: Prix
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 05:18 Jul 30, 2024
    Tonga nitsidika sy nampahery ny atleta fito mianadahy miatrika ny lalao Olympika atao any Paris France, ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, Rajoelina Andry, ny alahady lasa teo. Tsiahivina fa mpilalao dimy amin’ny fito any Paris no mbola miatrika izany fifanintsanana goavana izany. Miverina amin’ny heriny ny ekipan’Ambon­drona, amin’ny fifaninanana “XXL Top […]
  • «3ème Nationale de Miribel Côtière 2024»: norombahin’ny Malagasy ny amboara
    Newsmada - 05:18 Jul 30, 2024
    Tsy mitsahatra ny mandravarava ny Malagasy mpilalao tsipy kanetibe any Frantsa, amin’izao fotoana izao. Norombahin’i Madagasikara indray mantsy ny “3ème Nationale de pétanque Miribel côtière 2024». Notanterahina tao amin’ny Kianja St Maurice-de-Beynost ao Frantsa, ny alahady lasa teo, ny famaranana niadiana ny “3ème Nationale de pétan­que Miribel côtière 2024», taranja […]
  • Inate FC Rouge : hitily mpilalao vaovao hanomanana ny 2025
    Newsmada - 05:17 Jul 30, 2024
    Ho fiatrehana ny taom-pilalaovana 2025, nanapa-kevitra ny mpitantana eo anivon’ny klioban’ny Inate FC Rouge Vakinankaratra fa hitily mpilalao vaovao, hanatevin’azy ireo mandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Mada­gasikara, taranja baolina kitra “Pureplay Football League (PFL)”, izay hanomboka ny volana oktobra ho avy izao. Araka ny fanazavana azo tamin’ireo tomponandraikitra, tanora […]
    Tags: Inate
  • Jiu-Jitsu – «Kids Bjj Games» : nanjaka ny klioban’ ny Checkmat
    Newsmada - 05:17 Jul 30, 2024
    Notanterahina teny amin’ny Dojo an’ny Esca Antanimena, afakomaly, ny fifaninanana taranja Jiu-jitsu brezilianina, “Kids Bjj Games”, izay natokana ho an’ny ankizy 6 hatramin’ny 16 taona. Hetsika izay nokarakarain’ny klioban’ny BJJ Esca. Nanjaka ny mpilalaon’ny Checkmat Madagascar, izay nandrombaka medaly 16 (valo ny volamena, fito ny volafotsy ary iray ny alimo). […]
  • Initiative Alamino : lutter contre les feux de forêts
    Madagascar Tribune - 07:45 Jul 29, 2024
    Madagascar entre dans sa période critique des feux de forêts à la fin de ce mois de juillet, une saison qui s'étendra sur environ 17 semaines. Entre juillet 2023 et juillet 2024, 17 632 alertes d'incendie VIIRS fiables ont été recensées. Ces feux de forêts découlent des feux de brousse naturels et anthropiques, des feux de savane, du Tavy (pratique de brûlis pour l'agriculture), de la coupe et l'exploitation illicite des ressources naturelles, de la production de charbon de bois et de bois énergie, des (...) - Environnement
  • Andry Rajoelina en tournée en Afrique
    Madagascar Tribune - 07:40 Jul 29, 2024
    Près de trois semaines après la nouvelle nomination de Christian Ntsay, survenue le 12 juillet, en tant que Premier ministre, le gouvernement n'est pas encore formé. Invité à la cérémonie d'ouverture des Jeux Olympiques vendredi dernier, Andry Rajoelina poursuit son voyage à l'étranger, il se rendra pour une visite d'Etat en Guinée-Bissau et en Angola à partir de ce jour. Des accords de coopération devraient être signés avec ces deux pays africains. Pour ces déplacements, le Chef de l'Etat sera accompagné (...) - Politique
  • Cosmos Madagascar : azon’i Anicet Brillant ny 5 tapitrisa Ar
    Newsmada - 04:49 Jul 29, 2024
    Norombahin-dRania­ranjara Anicet Brillant, avy any Mahajanga, ny « bon d’achat » mitentina 5 000 000 Ar avy amin’ny magazay Cos­mos Madagascar tamin’ny alalan’ny « Super Tombola » nokarakarain’ny Cosmos manerana ny Nosy, ny 12 jona ka hatramin’ny 7 jolay. Mpan­jifa roa hafa koa no nahazo bon d’achat 3 000 000 sy 2 000 000 Ar. Natao […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:49 Jul 29, 2024
    Vonona hanohana ny tetikasa « hydroélectrique » aty Madagasikara i Frantsa taorian’ny fihaonan’ny filoham-pirenena malagasy sy ny filoha Emmanuel Macron. Nifantohana manokana, nandritra ny fihaonana, ny sehatry ny angovo sy ny angovo azo havaozina izay hanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta. Manana karazana granite maro loko i Madagasikara saingy voafetra ny […]
  • Toliara : ampy ny vary eny an-tsena
    Newsmada - 04:49 Jul 29, 2024
    Tsy misy ahina fa ampy sy ara-kalitao ny vary ao amin’ny tsenan’i Toliara. Tonga nanao fitsirihana, omaly, teny amin’ ireo mpivarotra ambongadiny sy mpaninjara any an-toerana ireo tomponandraikitra ho fiahiana ny mpanjifa. Niara-dalana nanao ny fidinana ifotony ny ekipan’ny fitantanam-paritry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra (DRIC) notarihin’ny Talem-paritra […]
    Tags: Toliara