Newsmada
-
04:46 Aug 20, 2025
Nosokafana tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Maka (Malagasy Karate-do). Nanombohana izany, teny amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny alatsinainy 18 aogositra sy omaly 19 aogositra, ny fampiofanana. Hitohy amin’ny fampirantiana izany nanomboka omaly hatramin’ny 21 aogositra izao. Nanomboka ny faran’ny herinandro teo, any Toliara, ny fiadiana ny […]