Madagascar
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · Madagascar

Madagascar

@madagascar

Latest items from public Madagascar feeds. Read the excerpt, check the publisher, and follow the story at its source.

Fandaharam-pibeazana vaovao: mandalo tetezamita ny fampiharana

Nitondra fanazavana ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Misy ny fepetra tetezamita tsy maintsy raisina hitsinjovana ny mpianatra amin’ny fanatanterahana ny fanadinam-panjakana isan-karazany manoloana ity fandaharam-pibeazana ity. Ho an’ny fanadinana CEPE, tsy mbola hanadinana ny taranja” Art”, “EPS” ary ny “Anglais”. Hatao mandritra ny taom-pianarana kosa anefa ireo taranja ireo, saingy tsy hanadinana …

Read at Newsmada

Fitiavan-karena diso toerana: karana nofatorana sy novonoin’ny mpanampiny tao an-tranony

Novonoin’ny mpanampy an-trano sy ny vadiny ilay karana mpampiasa azy tao Mahajanga Be. Nofatorana sady nosemporina ilay ramatoa 70 taona ka namoy ny ainy. Naniry ny harenan’ny hafa sy natosiky ny fitiavan-karena tafahoatra, tompon’antoka ta­min’ny famonoana ilay vehivavy teratany karana ireo efatra mianadahy voasambotry ny polisy tao Mahajanga Be, omaly. …

Read at Newsmada

Education nationale : les agents maintiennent la pression pour trois mois de rappel

La mobilisation se poursuit au ministère de l'Éducation nationale. Ce mercredi, les personnels administratifs et techniques syndiqués maintiennent leur mouvement pour obtenir l'application rétroactive de leur indemnité de technicité. D'un montant de 150 000 ariary, celle-ci constitue aujourd'hui le principal point de désaccord entre les agents et l'administration. Les grévistes ne contestent plus seulement le principe du versement de cette indemnité. C'est désormais son calendrier (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Transparence budgétaire : Madagascar progresse mais reste encore loin du compte

Madagascar progresse légèrement en matière de transparence budgétaire, mais reste encore loin du niveau jugé satisfaisant. Les résultats de l'Enquête sur le budget ouvert (EBO) 2025, réalisée par MSIS Tatao, et présentée mardi 6 octobre, font apparaître des insuffisances importantes, aussi bien dans l'accès aux informations que dans la participation citoyenne et le contrôle des finances publiques. La transparence budgétaire obtient une note de 44/100, contre 39/100 lors de la précédente (…) - Economie

Read at Madagascar Tribune

Fanalefahana ny fiantraikan’ny loza : Folo taona ny asa an-tsoroka eto Madagasikara

“Manamarika ny 10 taona nanaovana asa an-tsoroka mialoha ny fiavian’ny loza i Madagasikara. Fomba fiasa ahafahana mandray fepetra mialoha hampihenana sy hanalefahana ny fiantraikan’­ izany amin’ny mponina sy ny fivelomany”, hoy ny tale jeneralin’ny BNGRC, jeneraly Ramanantsoa Gabriel, omaly, teny Alarobia. Nametraka ny laharam-pahamehana sy ny andraikitry ny tsirairay sy …

Read at Newsmada

INDRAY MIJERY

Nitsidika ny Centre Médico-social Mères-Enfants ny filohan’ny Oniver­siten’­Antananarivo, ny profesora Randrianasolo Rivoa­rison ho fanomanana ny fanokafana izany eny an-toerana. Manana anjara toerana lehibe amin’ny fanatsarana ny fahasalaman’ny vehivavy mpampianatra, mpandraharaha ary ny tovovavy mpianatra eny anivon’ny Oniver­siten’Antananarivo ny fisian’ity ivontoeram-pitsaboana vaovao ity. Analakely-Arcade/Muraille  de Chine… ‎Mampihatra ny drafi-pifamoivoizana PIAA2 ny polisy …

Read at Newsmada

Fanaovam-baksiny : Manampy antsika ny Amerikanina

Manohana ny hetsika fanaovam-baksiny eto Mada­gasikara i Etazonia, amin’ny alalan’ny tetikasa Global Polio Eradication Initiative (GPEI) sy Strides. Ny Strides izay manohana ny ezaka hiadiana amin’ny fiparitahan’ny lefakozatra amin’ny alalan’ny fanaraha-maso mahaleo tena sy ny Lot Quality Assurance Sampling na LQAS. Fomba ahafahana manamarina ny fahombiazan’ny LQAS. Hijerena raha tena …

Read at Newsmada

Fahasalaman’ny saina : Mila fitsaharana ny mpikarakara ireo manana fahasembanana

“Tokony hampidirina ao anatin’ny politika nasionalin’ny fahasalamana sy ny fiahiana sosialy ny fahasalaman’ny saina sy ny fanohanana ireo mpanampy mikarakara ireo olona manana fahasembanana”, hoy ny mpitarika ny M4D. Anatin’ny fanamarihana ny volana natokana ho an’ny fahasalaman’ny saina, misintona ny sain’ny daholobe ny fikambanana Mouvement pour le différence (M4D) fa …

Read at Newsmada

World Tennis Tour Junior J30: nandresy i Tovonirina

Nifarana ny alahady lasa teo, teny amin’ny Kianja Club COT Ilafy, ny dingana voalohany amin’ny World Tennis Tour Junior J30, ho an’ny sokajy U18. Voahosotra ho tompondaka teo amin’ny olon-tokana, lehilahy, i Tovonirina. Resiny teo amin’ny famaranana, tamin’ny seta 2 no ho 1 (6/3 ; 1/6 ; 6/3), ilay teratany …

Read at Newsmada

Tsipy kanetibe – Mada 2026: hiatrika ny «Tournoi estival 2027» ny CBC

Tanteraka soa aman-tsara teny amin’ny Kianja Ambohitsaina, ny alahady lasa teo, ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny taranja tsipy kanetibe, olon-telo miaraka. Voahosotra ho tompondaka teo amin’ny “se­nior”, lehilahy, ny CBC Cecam Analamanga, nahitana an’i Jacky sy i Olivier ary i Tendry. Lasan’izy telo mirahalahy, araka izany, ny tapakila handehanana any France, …

Read at Newsmada

Sombim-baovao

Navoakan’ny Rugby Afrique tao amin’ny tambajotran-tseraserany, omaly, ireo firenena tafita hiatrika ny lalao Olympika ho an’ny tanora, tanterahina any Dakar, Sénégal. Ny Makis ladies ihany no solontena malagasy, miaraka amin’i Sénégal sy i Kenya ho an’i Afrika. Etats-Unis ho an’i Amerika ary Tchécoslovaquie sy i Espagne ho an’i Eropa. I …

Read at Newsmada

Barean’i Madagasikara U23: “Homena sehatra kokoa ny mpilalao avy eto an-toerana” hoy i Boualem mpanazatra

Nilaza i Boualem, mpanazatra ny Barea U23, fa ny 70 isan-jato ny lisitry ny ekipam-pirenena zandriny amin’ity dia hanomezana sehatra ireo mpilalao avy eto an-toerana. Mbola mitohy hatrany ny fifantenana araka ny fanazavana nomeny. Nambaran’ ny mpanazatran’ny Barea U23, i Boualem Mankour, tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, omaly, fa homena …

Read at Newsmada

Tirs mortels à Namontana : la police nationale au cœur d'une grave polémique

L'intervention policière meurtrière survenue le 1er octobre à Namontana prend désormais une tournure judiciaire et polémique. La famille de l'employé décédé ainsi que le gérant de La Gastro Pizza ont déposé plainte au Toby Ratsimandrava. Une démarche engagée alors que les circonstances des tirs font l'objet de versions contradictoires entre les personnes impliquées et les forces de l'ordre. La Police nationale explique être intervenue après avoir reçu des appels signalant une agression (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Coopération militaire : la ministre française Catherine Vautrin en visite stratégique à Antananarivo

Dans un contexte géopolitique régional en pleine mutation, la ministre française des Armées et des Anciens combattants, Catherine Vautrin, effectue une visite officielle particulièrement scrutable à Madagascar ce mardi. Ce déplacement, qui intervient en marge du déploiement opérationnel « Pégase 2026 » mené par l'Armée de l'Air et de l'Espace française dans l'océan Indien, marque une étape politique d'envergure pour la diplomatie de défense entre Paris et la Grande Île. Arrivée à bord d'un (…) - Coopération

Read at Madagascar Tribune

Tselatra

Trano 18 tafo kila hotohoton’ny afo tao amin’ny fokontany Lavanono, Ankijaba, kaominina Fanambana, distrikan’i Vohemar, afakomaly. Niainga tamin’ny fipoahana vatoharatra tao amin’ny tokantrano iray ny afo. Potika avokoa ny entana tao amin’ireo tokantrano lasibatra. Mpandeha iray namoy ny ainy taorian’ny lozam-pifamoivoizana nitranga tao amin’ny fokontany Niere­nena Brickaville, afakomaly. Nandeha mafy …

Read at Newsmada

Nikasa hamaky trano: jiolahy iray voasambotra, nahitana basy kilalao

Lehilahy iray, 29 taona, voasambotry ny zandary teny Talata Volonondry, ny alin’ny sabotsy hifoha alahady 04 oktobra 2026, tamin’ny misasakalina, lasa teo. Nikasa hamaky trano iray teny an-toerana izy saingy voasambotra. Nahitana basy poleta, plastika, kilalao miloko mainty teny aminy. Niampy ireo fitaovana famakiana trano hafa izany, toy ny maritoa, …

Read at Newsmada

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.