Madagascar
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · Madagascar

Madagascar

@madagascar

Latest items from public Madagascar feeds. Read the excerpt, check the publisher, and follow the story at its source.

Lehilahy voatifitra teny Namontana: hanao famotorana lalina ny tomponandraikitra

Taorian’ny resabe sy ny fitakiana ny marina nataon’ny mpanaraka tambajotran-tserasera momba ny faty olona teny Madera Namontana, ny alin’ny alakamisy 1 oktobra lasa teo, nanokatra fanadihadiana ny tomponandraikitra voakasika. Imasoana anatin’ity fanadihadiana ity ny hijerena manokana ny mety ho ni­sian’ny tandrevaka teo amin’ny mpitandro filaminana, ny andraikiny teny an-kianja. « Mba …

Read at Newsmada

Fantina sy fintina

Tsy azo ihodivirana ny hananantsika filo­ham-pirenena voafidim-bahoaka mialoha ny fahataperan’ ny taona 2027, araka ny nambaran-dRaderanirina Sendrison Daniel, omaly. « Fanasaziana vahoaka ny tsy fanatanterahana izany », hoy izy. Tsiahivina fa kandidà filoham-pirenena ny taona 2023 ny tenany. Nangina taty aoriana ary izao naneho hevitra izao indray. Nivoitra tamin’ny kongresim-paritanin’ny HVM, tany …

Read at Newsmada

Mila fitandremana

Mahoraka indray ny fanovana governemanta. Samy manao izay ho afany indray aloha ny mpanao ady sisika toerana. Manao ny fomba rehetra ahitana taratra ny maha izy azy avokoa ny mpanao politika. Nanome vahana azy ireo rahateo ny fanokafana varavarana nataon’ny filohan’ny Fanavaozana. Samy manao izay fomba ahafahany miditra an-tsehatra ny …

Read at Newsmada

Gouvernement : Mamitiana Rajaonarison dresse un bilan positif de son premier semestre

Six mois après sa nomination à la tête du gouvernement, Mamitiana Rajaonarison a présenté le bilan de l'action de son équipe lors d'une intervention sur la TVM. Le Premier ministre a détaillé les mesures prises depuis mars dans plusieurs secteurs, notamment l'eau, l'électricité, l'éducation, la santé et l'économie, en mettant l'accent sur les réalisations destinées à répondre aux besoins immédiats de la population. Le chef du gouvernement a rappelé que son équipe avait reçu trois missions (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Délestages : la Jirama s'excuse au président, mais qu'en est-il des Malgaches ?

La Jirama s'est excusée. Mais pas auprès de ceux qui subissent quotidiennement les délestages depuis des mois. C'est au président de la Refondation, le colonel Michaël Randrianirina, que la compagnie nationale a adressé ses « sincères excuses » publiques , après une coupure survenue samedi à Ambohijatovo, en plein milieu de son discours lors d'une exposition consacrée au « tolona » de la Gen Z. Dans un communiqué publié sur les réseaux sociaux, quelques instants après que le chef de (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

La gâchette de la Grande île

L'actualité de la fin de semaine a été marquée par une nouvelle bavure policière du côté de Namontana. Des éléments d'une unité d'intervention de la Police nationale ont tiré sur un groupe d'employés de Gastro Pizza Soanierana qui rentrait après leur service. L'information qui se propage d'abord rapidement sur les réseaux sociaux est que ces policiers étaient ivres. Contre-attaque de leur institution pour justifier les tirs intempestifs qui auraient tué une personne et en auraient blessé (…) - Editorial

Read at Madagascar Tribune

Volley-ball – Mada D1 : Nanao pao-droa ny zandary

Tontosa ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Kianja mitafon’ Ankorondrano, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madaga­si­kara, taranja volley-ball, sokajy D1 lahy sy vavy. Norom­bahin’ny zandary (GNVB) avokoa ny amboara tamin’izany. Adin’ny samy zandary ny famaranana teo amin’ny sokajy lehilahy. Voahosotra ho tompondaka ny GNVB 1 rehefa nanilika ny GNVB 2, …

Read at Newsmada

Basikety – Mada N1A  : Tompondaka ny GNBC sy ny CosPN

Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara teo amin’ ny sokajy N1A ny GNBC ho an’ny vehivavy ary ny CosPN kosa teo amin’ny lehilahy. Raha hiverenana ny vokatra, resin’ny zandary tamin’ny isa 47 no ho 42 ny JEA Vakinan­karatra. Niady ny lalaon’ny roa tonta satria nifandimbiasana ny nitarika ny isa teo amin’ireo tapa-potoana …

Read at Newsmada

Rugby – Africa Sevens Men’s Series : Laharana faharoa ny Makis Madagasikara

Tompondaka lefitra aty Afrika ny Makis Madagasikara nandritra ny fiadiana ny “Africa Sevens Men’s Series”, taranja rugby lalaovina olona fito. Resin’i Kenya teo amin’ny famaranana ry zalahy. Na izany aza, nahazo ny tapa­kila hiatrehana ny dingana manaraka, dia ny fiadian-toerana ho an’ny lalao Olympika (JO 2028). Fandresena efatra sy faharesena …

Read at Newsmada

INDRAY MIJERY

Nitokana ny EPP Analamboanio, Dren Atsina­na­na, ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena ny faran’ny herinandro teo. Anisan’ireo fotodrafitrasa niharan’ny fahasimbana vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Gezani ity sekoly ity. Ny fiaraha-miasa tamin’ny Rotary Club ao Toamasina sy ny fanohanana tamin’ny alalan’ny tetikasa Talim no nahatanteraka ny asa fanarenana. Ny 7 oktobra ho avy …

Read at Newsmada

Fiahiana ny fahasalaman’ny mpiasa : « Zava-dehibe ny soro-doza », hoy ny ESIA

Nikarakara dinidinika arahina adihevitra mahakasika ny fahasalamana sy ny soro-doza amin’ny mpiasa eny anivon’ny orinasa ny Ivontoerana misahana ny fahasalaman’ny mpiasa amin’ny sehatra tsy miankina, Espace sanitaire interentreprise d’Antananarivo (ESIA), ny faran’ny herinandro teo, teny Antsahabe. Andrai­kitra voalohany ho an’ny ESIA izany ary tsy mijanona ho dinika fotsiny fa hisy …

Read at Newsmada

Il faudra plus que des mots pour combattre la corruption

Durant les derniers jours, le colonel Michaël Randrianirina a multiplié les déclarations sur sa volonté de lutter contre la corruption. On ne peut que s'en féliciter tout en rappelant, sans perfidie aucune, qu'il n'est pas le premier à prendre de tels engagements et qu'il ne sera certainement pas le dernier. Le chef de l'État sait donc que les Malgaches en ont vu de toutes les couleurs en matière de promesses dans ce domaine, mais que le temps a mis à nu le grand écart entre les paroles et (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Randrianirina réclame une fouille minutieuse de tout avion quittant Madagascar

Avant de s'envoler vendredi pour le Botswana, où il doit rencontrer le chef de l'État botswanais, le colonel Michaël Randrianirina, président de la Refondation, s'est soumis à une fouille à l'aéroport international d'Ivato. Il a profité de cette séquence pour demander aux services compétents de procéder à une fouille minutieuse de tout avion quittant Madagascar, indépendamment de la compagnie ou de sa destination. Il ne s'agit pas d'une nouvelle procédure de contrôle des aéronefs, mais (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Madagascar–France : Jean-Marc Grosgurin prend ses fonctions dans un contexte diplomatique en mutation

Une nouvelle étape s'ouvre dans les relations entre Madagascar et la France. Jean-Marc Grosgurin est désormais officiellement installé comme ambassadeur de France dans la Grande Île. Le diplomate a présenté ses lettres de créance au colonel Michaël Randrianirina, président de la Refondation, le 30 septembre au palais d'État d'Iavoloha. Nommé par décret présidentiel le 7 août 2026, Jean-Marc Grosgurin succède à Arnaud Guillois, arrivé au terme de sa mission en juillet. Sa prise de fonctions (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Dictateurs africains pour les Nuls* : Mode d'emploi

S39-26 | 02 octobre 2026 | Rédaction Diapason Le continent africain ne forme pas un modèle politique unique, et les mécanismes décrits ici ne lui sont pas propres. Ce manuel les rassemble pour mieux les reconnaître. Il s'appuie sur la Bibliothèque documentaire de Diapason, notamment sur « Les dirigeants africains et le pouvoir » et « Madagascar : Entre rêves démocratiques et réalités autoritaires ». Comme le rappelle ce dernier article, des élections et des institutions peuvent subsister (…) - Tribune libre

Read at Madagascar Tribune

Volley-ball – Mada D1 : Zandary telo hiatrika famaranana

Tontosa omaly, teny amin’ ny Kianja mitafon’Ankoron­drano, ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja volley-ball, sokajy D1. Ekipa zandary telo tafita no hiatrika ny famaranana dia ny GNVB 1 sy 2 eo amin’ny lehilahy ary ny GNVB 1 eo amin’ny sokajy vehivavy. Teo amin’ny andriambavilanitra, lavon’ny GNVB 1 tamin’ny …

Read at Newsmada

Can 2027, U23: Hitsapa ny ekipan’i Moramanga ny Barea

«Miomana hatrany! » Hiatrika la­lao fitsapana amin’ny ekipa voafantin’i Mora­manga, ny alahady ho avy izao, any an-toerana, ny ekipam-pirenena Barea, sokajy U23. Fihaonana tafiditra amin’ny fanomanana ny fifanintsanana Can U23 2027. Marihina fa ny voalohan’ny volana novambra ho avy izao no hihaona amin’i Afrika Atsimo i Madagasikara, mandritra ny dingana faharoa. …

Read at Newsmada

SOMBIM-BAOVAO

Notontosaina omaly, tao amin’ny Kianja Maître Kira Andaboly, ny fanaovam-beloma farany an’ilay kintan’ny baolina kitra malagasy, Kira Michel. Ity kianja ity, izay mitondra ny anarany nanomboka ny taona 1997, ho fahatsiarovana ny zava-bitany tao anatin’ny fanatanjahantena. Tonga nanotrona sy naneho firaisam-po tamin’ny fianakaviany ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, …

Read at Newsmada

Rugby lalaovin’olona 7 : Hiady ny tapakila ho an’ny Lalao Olympika ny Makis

Hifantoka atsy Maurice ny sain’ny mpitia fanatanjahantena, indrindra ny mpankafy rugby, amin’izao faran’ny herinandro izao. Ekipa valo hiady izay ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny baolina lavalava lalaovin’olona 7 “Africa Men’s Sevens Series 2026”. Anisan’ireo hiatrika izany ny Makis Madagasikara izay ao amin’ny vondrona “B”. Tapakilan’ny Lalao Olympika no andrandraina amin’izany. …

Read at Newsmada

INDRAY MIJERY

Mikarakara fihaonambe nasionaly voalohany momba ny asa an-tsoroka, ny 6 hatramin’ny 8 oktobra ho avy izao izao ny BNGRC. Hiarahana amin’ny Pam/WFP sy ireo mpiara-miombon’antoka ao amin’ny Vondrona teknika momba ny asa an-tsoroka (GTAA) izay hampivondrona ireo mpisehatra nasionaly sy iraisam-pirenena izany. Tanjona ny hamolavola sori-dalana nasionaly momba ny asa …

Read at Newsmada

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.