Madagascar
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · Madagascar

Madagascar

@madagascar

Latest items from public Madagascar feeds. Read the excerpt, check the publisher, and follow the story at its source.

Tarika AmbondronA : 25 taona niara-nanoratra tantara tamin’ny mpankafy

Tsy hira fotsiny… Fiainana manontolo no niarahan’ny tarika sy ny mpankafy azy. Fintina an-tsehatra ihany ny seho. Fanamby goavana hafa indray no tontosa. No­porofoin’ny Ambon­dronA indray ny maha tarika anisan’ny be mpankafy azy ireo. Tanteraka ireo fanamby maro, nandritra ny «Ivony», omaly, tetsy amin’ny Coli­seum. Ivon’ny fankalazana ny 25 taona, …

Read at Newsmada

Faritra Betsiboka : Miantso ny fanjakana ny fikambanana Zabemi

Tonga mavitrika teto Antananarivo ireo mpitolona avy any Betsiboka anisan’ny nanatevin-daharana ny hetsika tamin’ny taon-dasa, notarihin’ny jeneraly, Randrianjara Flobert, filohan’ny fikambanana Zanak’i Betsiboka Miray (Zabemi). Tamin’izany no anaovany antso avo miangavy ny fitondram-panjakana hidina mivantana any amin’ny faritra Betsiboka hahafahana mandray ny fepetra rehetra mifandraika amin’ny fampandrosoana any an-toerana. Manan-karena …

Read at Newsmada

Toamasina : Nisitraka fitaovam-pianarana ireo zanaka mpanao gazety

Nandalo fotoan-tsarotra toy ny mponina rehetra niharam-boina ny mpanao gazety ao Toamasina, taorian’ireny fandalovan’ny rivodoza Gezani ireny. Maro ireo mpanao gazety tonga marefo noho ny faharavana sy ny takaitra mavesatra nateraky ny loza. Eo an-dalam-panarenana ny fiainany toy ny olon-drehetra ihany koa izy ireo. Izany indrindra no nahatonga ny fikambanan’ny …

Read at Newsmada

« Jalsa Salana 2026 » : Niaraka niombom-bavaka ny Miozolomanina Ahmadiyya

Fanehoana fiombonana sy firahalahiana ny hetsika fanao isan-taona ao anatin’ny fihaonambe « Jasla Salana » fanaon’ny miozoloanina. Tanjona ny fandalinam-pinoana silamo Ahmadiyya. Tontosa ny sabotsy teo, teny amin’ny foiben-toeran’ny Miozolomanina Ahmadiyya Andavamamba, ny fihaonambe isan-taona faha-20 na «Jalsa Salana» 2026. Naharitra telo andro izany fihaonambe izany. Nisy ny fotoam-pivavahana niarahan’ …

Read at Newsmada

A-t-on vraiment besoin d'une nouvelle constitution ?

Les consultations de la concertation nationale ont commencé. Le FFKM annonce douze thématiques, huit mois de remontée, un référendum pour l'été 2027 et, au terme, une Ve République. Le débat public porte sur le calendrier, les contenus, la méthode, les acteurs. Il laisse de côté la question qui les précède toutes : le texte est-il réellement ce qui a failli ? Et, au bout du compte, celle qui dérange : a-t-on vraiment besoin d'une nouvelle constitution ? Ce que la rue a demandé Je sais. (…) - Editorial

Read at Madagascar Tribune

Teatra: 9 mianadahy hamelona ny Voamaintilany

Nanatanteraka ny famerenana farany, omaly, ireo mpilalao teatra 9 mianadahy. Hamelona ny tantara Voamaintilahy, ra­hampitso alahady 27 septambra, eny amin’ny Ivokolo Charles Ravaloson, Analakely, izy ireo. Samy hitondra ny anjara toerany avy izy 9 mianadahy ary ho velomina eo imason’ny mpijery ny tantara efa nomanina hatry ny ela. Tsiahivina fa …

Read at Newsmada

« Ivony », etsy amin’ny Coliseum: Miatrika fanamby goavana ry AmbondronA

Rahampitso ilay andro lehibe ho an’ny tarika AmbondronA sy ny mpankafy azy. Tsy ny famenoana ny Coliseum intsony ny fanambin’ny tarika, fa hametraka seho ho tantara. Herinandro mialoha no nanomboka ny fanomanana ny sehatra. Tsy mbola fahita hatrizay nisian’ny seho tao amin’ny Coliseum Antsonjombe no homanin’ny tarika AmbondronA. «Ivony no nataonay …

Read at Newsmada

BNGRC: Mifanakalo traikefa any La Réunion

Nandray anjara tamin’ny fihaonan’ireo tomponandraikitra ambony misahana ny fitantanana ny tandindon-doza sy ny loza eto amin’ny faridranomasimbe Indiana ny delegasionina avy amin’ny BNGRC. Hetsika nokarakarain’ny COI, niaraka amin’ny etamazaoron’ny ranomasimbe Indiana frantsay misahana ny vonjy voina. Niompana tamin’ny fifanakalozana momba ireo rafitra nasionaly misahana ny fitantanana ny loza sy ny …

Read at Newsmada

Ho fiatrehana ny El nino: Miantso amin’ny fametrahana drafitrasa fiomanana ny Hina

Tranga ara-toetr’andro voajanahary mitsingerina isaky ny roa na fito na 10 taona eo ho eo ny El nino. Mi­hamafana ny ranomasina ka ny tambolon-drivotra dia miteraka haintany na tondradrano. Eto amintsika, ny haintany no isehoany kokoa, indrindra any atsimo izay efa tena iharan’ny haintany lavareny. Rehefa mihena ny orana, mihena …

Read at Newsmada

GCAM 2026: Fivezivezena mora mihetsika

Mizara roa! Nanomboka ny 25, hitohy ny 26 ary 27 septambra ny hetsika Salon de l’auto Madagasikara eny amin’ ny CCI Ivato. Mampiavaka ity andiany faha-15 ity ny fitohizan’ny hetsika fanindroany indray, ny 1, 2, 3 ary 4 oktobra, eny an-toerana ihany. Mikarakara azy ny Vondron’ny mpanafatra fiara avy any …

Read at Newsmada

Michaël Randrianirina : « Il faut changer beaucoup de choses à Madagascar »

« C'est le moment ou jamais de changer beaucoup de choses à Madagascar. » Après son allocution devant la 81e Assemblée générale des Nations Unies, le colonel Michaë l Randrianirina, président de la Refondation, a dressé un constat sévère de la situation du pays dans un entretien accordé à ONU Info. Pauvreté, corruption, crises politiques à répétition, institutions, Constitution, élections, eau, électricité ou encore emploi des jeunes : il estime que la réponse ne peut se limiter à une simple (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Corruption : le CSI et le BIANCO ciblent trois obstacles structurels

Corruption sexuelle, immunités et privilèges, conflits d'intérêts : trois sujets sensibles ont été au centre d'une série d'ateliers organisés du 21 au 24 septembre à Antananarivo. Le Comité pour la Sauvegarde de l'Intégrité (CSI) et le Bureau Indépendant Anti-Corruption (BIANCO) veulent notamment faire évoluer le cadre juridique malgache afin de renforcer la prévention et la répression de la corruption. Responsables politiques et administratifs, magistrats, praticiens du droit, (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Quand la rupture populaire devient une trajectoire de pouvoir

S39-26 | 25 septembre 2026 | Rédaction Diapason Le 25 septembre 2025, la Gen Z malgache ne s'est pas soulevée au nom d'un programme idéologique unifié. Elle a d'abord exprimé une demande élémentaire : vivre normalement. L'eau, l'électricité, la dignité, la justice et la possibilité d'un avenir ont constitué le socle de la mobilisation. L'arrestation de deux conseillers municipaux d'Antananarivo, Alban Rakotoarisoa et Clémence Raharinirina, venus déposer une demande d'autorisation de (…) - Tribune libre

Read at Madagascar Tribune

Discours en malgache à l'ONU : aucune infraction aux règles onusiennes

L'utilisation de la langue malgache par le colonel Randrianirina lors de son premier discours devant l'Assemblée générale de l'Organisation des Nations unies (AG-ONU) a entraîné beaucoup de réactions. Sans commentaire sur le contenu de son allocution ou la personne de l'intervenant, rappelons que la liste des six langues officielles et langues de travail de l'AG-ONU est définie dans les articles 51 et 52 de son règlement intérieur : l'anglais, l'arabe, le chinois, l'espagnol, le français (…) - Editorial

Read at Madagascar Tribune

Un an de Refondation : doutes et perplexité

Aujourd'hui marque le premier anniversaire du 25 septembre 2025, journée qui a enclenché la série de manifestations ayant fini par provoquer la fuite en exil d'Andry Rajoelina. La multiplicité des acteurs du mouvement ayant entraîné la chute de l'ancien DJ rend difficile l'attribution de la victoire à une seule personne ou entité. Il y a eu tout d'abord l'appel à la manifestation pour le 25 septembre 2025 lancé par les trois conseillers municipaux d'Antananarivo, Alban Rakotoarisoa, (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Michaël Randrianirina à l'ONU : un an après la rue, la tribune de New York

Un an sépare presque jour pour jour deux images de Madagascar. Le 25 septembre 2025, les premières manifestations éclataient dans les rues du pays. Ce jeudi 24 septembre 2026, le colonel Michaël Randrianirina doit prendre pour la première fois la parole devant l'Assemblée générale des Nations unies, à New York. Le calendrier donne une dimension particulière à cette intervention. Le mouvement lancé par la jeunesse malgache contre les coupures d'eau et d'électricité s'était progressivement (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Recrutement du directeur général du SAMIFIN : trois noms transmis à la Présidence

Qui va succéder à Mamitiana Rajaonarison ? Bientôt, le Service des renseignements financiers (SAMIFIN) devrait avoir son nouveau directeur général dont le poste est vacant depuis la nomination de Mamitiana Rajaonarison à la tête du gouvernement. Dans un communiqué, le Comité pour la Sauvegarde de l'Intégrité (CSI) affirme avoir clos, pour ce qui relève de sa compétence, le processus de recrutement du directeur général de cette instance. Selon le CSI, trois candidatures ont été retenues et (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Faritr’Itasy : Taribin-jiro 600 m nisy nangalatra

Mirongatra ny halatra taribin-jiro any amin’ny lalam-pirenena voalohany, indrindra any amin’ny faritra Itasy. Tamin’ny alin’ny alatsinainy 14 septambra teo, nahatratra 600 m ny taribin-jiro nisy nangalatra tamin’ny zotra «triphasée» eny Soamahamanina. Niteraka fahatapahan’ny fa­matsiana herinaratra maro izany, nanomboka teo Soa­mahamanina, Mandiavato, Miarinarivo, Manazary, Am­batomanjaka, Analavory, Am­pefy, Mananasy hatrany Soa­vinandriana. Nametraka …

Read at Newsmada

Fikaonandoham-pirenena: Hiofana ireo « Trio » ho eny ifotony

Miroso tsikelikely ny fiatrehana ny fikaonandoham-pirenena. Anisan’ny efa handeha ny eny anivon’ny fokontany. Nambaran’ny loharanom-baovao eo ani­von’ny FFKM fa efa hanomboka tsy ho ela ny fanofanana ireo mpanamora sy mpitantsoratra ary koa ny mpiandraikitra hisahana ny fitaovana «Trio». Efa maro ireo zanaky ny fiangonana eo anivon’ny FFKM namaly ny antso …

Read at Newsmada

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.