Hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny « Zoma ifampizarana », adihevitra tokony hotontosaina ny zoma izao, eny amin’ny Mozea ICMAA Isoraka. Noho ny fotoam-pahatsiarovana ny hetsika nisy teto amin’ny firenena no antony. Mbola vonona amin’ny fotoana manaraka koa ny pasitera Kotobesoa, hiresaka ny lohahevitra “Le “fatrange”, territoire des vivants et mémoire des morts ». …
Sekoly vaovao miisa telo, samy manana efitrano fianarana roa, no naorina ao amin’ny kaominina Miary Lamatihy, distrikan’i Sakaraha. Tamin’ny alalan’ny tetikasa Contribution large à l’amélioration de la scolarisation, de la santé et de l’environnement des enfants (Classes), tanterahin’ny ASOS, tohanan’ny ONG Partage no nahavitana izany. Misy sekoly roa hafa koa …
Le général retraité Richard Ravalomanana, ancien président du Sénat, a été aperçu hier dans les locaux du Pôle anti-corruption (PAC), aux 67 Ha. À ses côtés se trouvaient également Valery Ramonjavelo, ancien ministre des Transports et de la Météorologie, ainsi que le colonel Gervais Damas, ancien directeur général de l'Aviation civile de Madagascar (ACM). L'actuel directeur général de l'ACM, Faniry Alban Rakotoarisoa, aurait lui aussi été aperçu dans la salle. Il aurait toutefois quitté les (…) - Société
Madagascar prend une place de premier plan dans les discussions mondiales sur l'avenir du cacao. Philippe Fontayne, vice-président du Conseil national du cacao, a été choisi pour présider le Conseil de l'Organisation internationale du cacao (ICCO) durant l'année cacaoyère 2026-2027. Son élection est intervenue à Abidjan, lors de la 114e réunion ordinaire de l'instance, organisée du 14 au 18 septembre. Pour la Grande Île, cette responsabilité dépasse la représentation institutionnelle. Elle (…) - Economie
Anisan’ireo klioba Tsipy kanetibe zandriny indrindra ny UBMT (Union des boulistes manjaka tokana Ambohitrimanjaka) izay niorina ny volana marsa 2026. Klioba tarihin-dRatsimbaharison Luc sy i Rijavola ary Randrianaivo Eric. Efa manana ny toerany, na eto Madagasikara na any ivelany, ny klioba. Manana fijery vaovao amin’ny fomba fitantanana sy ny hoavin’ny …
Mbola mitohy hatrany ny fanomanana ho an’ny klioban’ny CFFA Andoharanofotsy. Raha tsy misy ny fiovana, hanatanteraka lalao ara-pirahalahiana amin’ny ekipan’ny Artis FC, etsy amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, izy ireo, anio, amin’ny 10 ora maraina. Marihina fa hiatrika ny dingana faharoa, fifanintsanana afrikanina, « Ligue des champions Caf », izay hihaonana amin’ny Young …
Nifarana omaly, tany Abidjan, Côte d’Ivoire, ny andiany faha-22 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja handball, sokajy «cadet 2026». Farany vao nisy ventiny ny an’ny Akio. Izay vao nahazo fandresena raha niady ny laharana faha-13. Resin’izy ireo, tamin’ny isa 37 no ho 24, ry zareo Zambianina. Fihaonana notanterahina ny …
Hifanome tanana amin’ny fampandrosoana ny baolina kitra, indrindra fa ny Barea Madagasikara, ny Federasiona malagasy (FMF) sy ny Canal plus Madagasikara. Handefa mivantana ny lalaon’ny Barea sy i Nigeria ny fantsona Canal plus Sport 1, ny zoma ho avy izao. Manomboka izao, miara-miasa ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) sy …
Tafapetraka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny Vovonana Tantana-Faritany Antananarivo sy ny faritra Analamanga. Notontosaina tetsy amin’ny efitrano malalaky ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny lanonana nanolorana tamin’ny fomba ofisialy ny taratasy manendry an-dRamatoa Raharivololoniaina Ninah ho mpandrindram-paritra Analamanga sy Ramatoa Randrianarisoa Riana Raymonde ho ambasadaoro eto amin’ny faritany Antananarivo. Misokatra ho …
Un peu plus d'un an après les premières révélations, l'affaire des cinq Boeing 777-200 entre dans une nouvelle phase. Le procès s'ouvre ce mardi devant le Pôle anti-corruption (PAC) d'Antananarivo, avec trente-trois personnes physiques et morales appelées à répondre devant la justice dans un dossier qui avait rapidement dépassé les frontières de Madagascar. L'audience est annoncée publique. Plusieurs personnalités figurent parmi les prévenus. L'ancien ministre des Transports et de la (…) - Société
La question des Glorieuses, Juan de Nova, Europa et Bassas da India retrouve une forte actualité diplomatique à New York. Le dossier demeure dans l'agenda de la 81e session de l'Assemblée générale des Nations unies au moment où le président de la Refondation, le colonel Michaël Randrianirina, participe pour la première fois à ce rendez-vous en qualité de chef de l'État malgache. Michaël Randrianirina a quitté la capitale malgache lundi 21 septembre pour les États-Unis. Le débat général se (…) - Politique
Manome sehatra hisongadinan’ny fahasamihafan’ny fomba fanehoan’ny mpanakanto ny sanganasany ny Tokotany Be Malagasy. Anisany ny fampirantiana mandeha ao, amin’izao fotoana. Mpanakanto marolafy roa, samy manana ny aingam-panahiny, samy manana ny fironany eo amin’ny famoahana izany ho zavakanto ihany koa. Ny itovian’i KaMi sy i Zongo Blaky dia izay fitiavana mizara …
Miara-miasa amin’ny kaominina Vohémar ny orinasa Orange Madagascar hanavaozana ny fotodrafitrasa efa misy any an-toerana sy hanatonana bebe kokoa ny vahoaka. Mifandraika amin’izany ny fananganana fotodrafitrasa vaovao na fanatsarana ireo nampiasaina taloha hitondra fivoarana ho an’ny tanàna. Tafiditra ao ny fanavaozana tanteraka ny bazary Ambondrona. Sady lasa toerana madio no …
Anisan’ny ezaka hanatsarana ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana sy miantoka ny fahafahan’ny ankizy mahazo vaksiny eny amin’ny toerana akaiky azy ny fanamafisana ny fanaovam-baksiny andavanandro. Hanatanteraka hetsika fanaovam-baksiny faobe hiadiana amin’ny kitrotro sy ny poliomelita, miaraka amin’ny fizarana vitamine A, ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Hotanterahina ny 5 hatramin’ny 9 oktobra izany, eny …
Mbola mitohy any Samarcande, Ouzbekistan, ny “Olympiades” eo amin’ny lalaon-tsaina Echec. Anisan’ ireo firenena mandray anjara amin’izany i Madagasikara ary miatrika ny fifaninanana eo amin’ireo sokajy roa handraisana anjara. Raha ho an’ny vokatra, tsy mitsanga-menatra ny zava-bitan’ny ekipa iarahan’ny lahy sy vavy “mixte”. Tao anatin’ireo fihodinana dimy “round 5” efa …
Le circuit légal de l'exportation d'or redémarre à Madagascar. Samedi, trois lingots représentant environ 2,60 kg ont franchi les procédures du Guichet unique d'exportation d'Ivato. Deux entreprises disposant d'un agrément de comptoir sont à l'origine de ces opérations, qui marquent surtout la remise en service d'un dispositif resté suspendu pendant plusieurs mois. Différentes décisions ont précédé cette reprise et la situation d'exportation d'or a toujours été délicate dans le pays. En (…) - Economie
Plus de 3 200 milliards d'ariary. C'est la somme que la loi de finances rectificative 2026 alloue aux administrations territoriales et aux collectivités décentralisées. Elle représente 12 % du budget général de l'État. Le ministère de l'Économie et des Finances présente ce choix comme un changement de méthode : les crédits ne partent plus seulement du centre vers la périphérie, ils sont construits à partir des priorités exprimées localement. Concrètement, l'État cherche à donner aux (…) - Economie