Madagascar
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · Madagascar

Madagascar

@madagascar

Explore news from Madagascar through the publisher feeds gathered here. Local reporting can add detail about communities, public affairs and the economy that a broad international headline leaves out. Each item keeps its source and publication time visible.

Check whether a story concerns a particular town, region or the country as a whole. If you use translation, return to the original for place names, quotations and administrative terms that may lose meaning in a summary.

Baolina kitra – Trosa tsy voaloa : “120 000 dolara ny karamako tsy voaefa”, hoy ny Coach Rôro

Mbola mitohy mihenjana hatrany ny tady eo amin’ny Federasionina malagasin’ ny baolina kitra (FMF) sy ny Coach Rakotondrabe Romuald (Rôro), eo amin’ny resaka karama tsy voaloa. Nohamafisin’ity mpanazatra malagasy ity fa mbola misy 120 000 dôlara, ny ambim-bolany tsy voaefa. Na efa namaly mahakasika ny fandoavana ny karaman’ny Coach Ra­kotondrabe Romuald …

Read at Newsmada

Détournement de deniers publics au MEN : 1 841 tables-bancs au cœur d'une affaire à plus de 833 millions d'ariary

Une importante affaire concernant des marchés publics du secteur de l'éducation est désormais entre les mains de la justice. Le Pôle Anti-Corruption (PAC) d'Antananarivo enquête sur la disparition présumée de 1 841 tables-bancs pourtant financées par l'État. Leur valeur est estimée à 833.236 millions d'ariary. L'affaire a été transmise au parquet du PAC le 8 août. Elle porte sur des achats effectués par le ministère de l'Éducation nationale pendant les exercices 2020 et 2021. Les mobiliers (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Atletisma – Mada 2026: Tsy nisy ny zava-bita montsana

Nifarana ny alahady lasa teo, teny amin’ny kianja Ala­robia, ny fifaninanam-pirenena taranja atletisma, sokajy rehetra. Tsy nisy ny fe-potoana vaovao montsana saingy nisongadina ireo atleta vao nisondrotra. Teo amin’ny vokatra, norombahin’ny ligin’ Analamanga, ny voalohany ho an’ny fandrombahana ny me­daly volamena. Saika nisongadinan’ny atletan’izy ireo avokoa ny ankamaroan’ireo “épreuves” nifaninanana. …

Read at Newsmada

SOMBIM-BAOVAO

Hanomboka anio, any Maputo renivohitr’i Mozambique ny fiadiana ny ho tompondaka ho an’ny tapany atsimon’i Afrika, taranja tenisy, sokajy U12 lahy sy vavy. Enina mianadahy ireo hiaro ny voninahi-pirenena ka telo lahy ary telo vavy. Mitarika azy ireo sady kapitenin’ny ekipa malagasy, i Aina Rafolo. Nanapa-kevitra ny filohan’ny UBMT, taranja …

Read at Newsmada

ASIEF : Tsy mihemotra ny fifaninanam-pirenena

Niravona ny savorovoro niteraka tsy fifankahazoana teo amin’ireo mpiasam-panjakana mpanao fanatanjahantena, ny amin’ny fifidianana filohan’ny Asief (Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonc­tion­naires). Tapaky ny rehetra fa notazomina ny daty hanatontosana ny fifaninanam-pirenena, hotanterahina any Ma­nakara ny 17 – 29 aogositra ho avy izao. Ankoatra izay, haverina ny fifidianana izay …

Read at Newsmada

Delta United Madagascar: Mifantina sy mitily ankizy mahay baolina

Miara-miasa amin’ny “agents recruteurs” any andafy ny Delta United Madagascar, taranja baolina kitra. Ankehitriny, manao fifantenana sy mitily ankizy mahay baolina izy ireo, halefa ho anaty ivontoeram-piofanana sy klioba any Eoropa. Nanomboka ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny kianja Esca Antanime­na ny fitiliana sy fifantenana ataon’ny ivontoeram-piofanana Delta United Madagascar, …

Read at Newsmada

Fanohanana ny mpitondra : Mijoro ny Vovonana ho an’ny fanavaozana

Nampahafantarina omaly ny fijoroan’ny Vovonana ho an’ny fanavaozana an’i Mada­gasikara (VFM). Natao hanamafy ny fiaraha-miasa sy ny fanohanana ny ezaka fanavaozana tarihin’ny filohan’ny Fanavaozana, Kly Randria­nirina Michaël, araka ny fanazavan’izy ireo. Mikendry ny hampivondrona ireo hery velona samihafa ny vovonana, ahitana ireo olom-boafidy am-perinasa sy teo aloha, ireo olobe, tangalamena, …

Read at Newsmada

Michaël Randrianirina au Tchad : la diplomatie au cœur du déplacement

Le colonel Michaël Randrianirina est arrivé dans une nouvelle séquence de son agenda international. Le président de la Refondation a quitté Madagascar hier matin à destination du Tchad, où il prend part, ce mardi 11 août, aux cérémonies du 66e anniversaire de l'indépendance du pays. Ce voyage intervient à l'invitation du président tchadien Mahamat Idriss Déby Itno. Avant de s'envoler depuis l'aéroport international d'Ivato, le chef de l'État malgache a présenté ce déplacement comme une (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

AGOA : un nouveau sursis se dessine pour le textile et des milliers d'emplois

Une bonne nouvelle pour Madagascar et les pays d'Afrique subsaharienne. Le Sénat américain a adopté ce week-end par un vote massif de 90 voix contre 6, le texte H.R. 6500 prolongeant l'African Growth and Opportunity Act (AGOA) jusqu'au 31 décembre 2028, sans modification des conditions actuelles. Ce régime préférentiel, qui offre un accès en franchise de droits au marché américain pour de nombreux produits des pays d'Afrique subsaharienne, dont ceux de Madagascar, constitue un pilier (…) - Economie

Read at Madagascar Tribune

Le colonel Michaël Randrinirina appelle les Malgaches à s'engager dans la Refondation

Le colonel Michaël Randrianirina a placé la Refondation de Madagascar au centre de son discours prononcé à l'occasion du 30e anniversaire de la Fiangonana Apokalypsy Manerantany (FAM), célébré samedi 8 août au stade de Mahamasina. Le président de la Refondation de la République a appelé les Malgaches à changer de mentalité, à combattre la corruption et à privilégier la solidarité pour accompagner la transformation du pays. Pour Michaël Randrianirina, la Refondation doit commencer au niveau (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Le lieu où tenir – Chapitre 2. Les bâtisseurs interrompus

Le problème malgache n'est pas tant un manque de bâtisseurs et de vision, mais l'absence d'une architecture institutionnelle pour survivre à leur départ. Sans contrat fiscal et sans autonomie financière de l'État (pression fiscale à 10-11%), aucune vision politique ne peut tenir dans la durée. Il est temps de passer du procès moral (chercher un sauveur) au procès institutionnel (construire un système). « Précisons l'ambiguïté : être en capacité de planifier sa succession politique (cf (…) - Editorial

Read at Madagascar Tribune

Kaonseritra Asandrato: Antoko mpihira telo hidera an’Andriamanitra

Fankalazana telo sosona no hotanterahina ny sabotsy 15 aogositra ho avy izao, ao amin’ny efitrano Havoria Ano­sy. Eo ny taon-jobily volafotsy (50 taona) ny Sampana Ta­nora Kristianina (STK) Tia FJKM Andraisoro Kristy Fe­hizoro. Ny faha-35 taona namoronan’Atoa Razafindra­zaka Handrisoa, hira fiderana tao amin’ny antoko mpihira Anjomaran’ny Fitiavana, FJKM Tranovato Fitiavana …

Read at Newsmada

Jazz@Tohatohabato: Nanana ny lazany i Madagasikara sy ny kantony

Efa tazana hatry ny ela ? Hanana ny hoaviny mamiratra ny tontolon’ny jazz eto Madagasikara. Nientana ny teny an-tsehatra. Tahaka izany ihany koa ny mpijery. Maro ny feo re fa niavaka ny… «… Mahay ianareo Ma­lagasy, indrindra fa ny tanora. Manan-talenta ianareo… », hoy ireo vahiny tonga teny amin’ny famaranana ny fampisehoana an-tsehatra …

Read at Newsmada

INDRAY MIJERY

75 ny distrika nahitana trangana Mpox hatramin’ny faran’ny herinandro teo, 34 no manana marary amin’izao fotoana izao, araka ny fanambaran’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, omaly. Nanomboka ny 18 desambra ka hatramin’ny 8 aogositra, nahatratra 3272 ny tranga voamarina, 22 no maty ary 2342 ireo sitrana. Misy fampitandremana noho ny hamafin’ny rivotra any …

Read at Newsmada

Autisme Madagascar : Manan-danja ny fiatoana ny ray aman-dreny

Manao hetsika ho an’ny ray aman-dreny manana za­naka hafakely ny Autisme Madagascar. Tanterahina amin’ny faritra 10 manerana ny Nosy izany. Mihaino sy manampy azy ireo amin’ny fitaizana ny zaza izany. Miara-miasa amin’ny manam-pahaizana manokana toy ny Dokotera sy mpandinika ny saina ny fikambanana. Tanjona ny fanohanana ho enti-manampy ny ray …

Read at Newsmada

Ankadinanahary Ambositra : Hanorenana “Campus universitaire”

Hametrahana “Campus Universitaire” ao Ankadinanahary, Ambositra. Nidina ifotony nijery ny ametrahana izany ny minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, Pr Ravonimanantsoa Ndaohialy Manda-Vy. Niara-dalana azy tamin’izany ireo manam-pahefana ao an-toerana, ny faran’ny herinandro teo. Tsy miandry ela, hapetraka amin’ny herinandro ho avy izao ny vato fototra. Tanjona …

Read at Newsmada

Dialyse : un allègement des coûts en perspective

Pour les personnes souffrant d'insuffisance rénale à Madagascar, rester en vie peut représenter une dépense considérable. Une séance de dialyse coûte actuellement environ 240 000 ariary au minimum. Pour les malades nécessitant plusieurs séances hebdomadaires, la facture peut avoisiner un million d'ariary par semaine en incluant les médicaments, sans compter les analyses, les déplacements et les autres frais liés au suivi médical. Une charge difficilement supportable pour de nombreux ménages. (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

La croissance tombe à 3 % face à une inflation qui menace d'atteindre 10,1 %

L'économie malagasy s'achemine vers une fin d'année sous tension, entre une croissance moins dynamique qu'attendu et des pressions inflationnistes persistantes. Selon le Rapport sur la politique monétaire publié récemment par Banky Foiben'i Madagasikara (BFM), la croissance économique nationale est estimée à 3 % en 2026, alors que la Loi de finances rectificative (LFR) prévoit 3,8 %. Pour atteindre la prévision gouvernementale, une accélération de l'activité au second semestre sera (…) - Economie

Read at Madagascar Tribune

La robe ne fait pas le mpiandry

La rédaction vous propose une nouvelle série hebdomadaire. Notre folisophe va aborder des sujets de société qui peuvent effleurer la politique, et vice-versa, mais toujours sans prise de tête. De toutes façons, c'est le week-end ! Bienvenue, ami du samedi. Notre cabinet ausculte aujourd'hui un patient increvable, contagieux depuis des siècles, et qui refuse obstinément toute guérison : la maladie du titre. Le syndrome de Monsieur-Le. Le Moi-Je égotique. La robe ne fait pas le mpiandry (…) - Editorial

Read at Madagascar Tribune

Kongresy tao Ambatondrazaka : Mitaky ny fahadiovan’ny fitantanana ny HVM

Nifarana omaly ny kongresim-paritry ny antoko HVM, natao tany Ambatondrazaka. Anisan’ny nitondrana hevitra tamin’izany ny momba ny fiainam-pirenena. Nanao fitakiana maromaro ny ekipan-dRajaonarimampianina Hery. «Mitaky ny fahadi­von’­ny fitondrana izahay. Takinay koa ny fametrahana ny fanjakana tan-dalàna, ny fahadiovan’ny fifidianana, ny fahadiovan’ny fitantanana raharaham-pirenena », hoy ny filoha nasionaly, Rakotovao Rivo, tamin’ny …

Read at Newsmada

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.