Newsmada

Found 3143 news

  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:56 Mar 05, 2024
    Notanterahina nanomboka omaly ny lalaon’ olon-tokana, lahy sy vavy, amin’ny taranja tenisy am­bony latabatra, ho an’ny “Jeux Africain”. Nihintsana teo amin’ny dingana faha-64 ry Fabio, lehilahy, sy i Fitia, vehi­vavy. Tsara marihina fa mbola misy ny lalao « double » sy « par équipe » hataon’izy ireo. Hotanterahina manomboka anio, any Lomé Togo, ny […]
  • Tsipy kanetibe : nisongadina ny ekipan’ny CBT Analamanga
    Newsmada - 04:55 Mar 05, 2024
    Tontosa, ny faran’ny herinandro lasa teo, teny amin’ny Kianja Fitaratra Malaza An­doharanofotsy, ny lalao fanokafana ny taom-pilalaovana 2024, ho an’ny taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana nokarakarain’ny federasiona sport boule malagasy (FSBM). Ni­songadina ny ekipan’ny CBT Analamanga, teo amin’ny senior olona telo miaraka, lehilahy, nahitana an’i Doda sy i Hery ary i […]
  • Francis Coquelin : manaiky ny hanao Barea
    Newsmada - 04:53 Mar 05, 2024
    Nambaran-dRakotondrabe Romuald Felix na ny Coach Rôrô, mpanazatran’ny Barea, ny alahady lasa teo, teny Iso­raka, fa nanaiky ny hilalao ao amin’ny ekipam-pirenena malagasy i Francis Coquelin, irakiraky ny Villareal FC Espagne. Tsy anisan’ireo mpilalao anatin’ny lisitry ny Barea hiatrika ny lalao ara-pirahalahiana amin’ity volana marsa ity nefa izy, noho ny […]

3143 items