Madagascar
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · Madagascar

Madagascar

@madagascar

Latest items from public Madagascar feeds. Read the excerpt, check the publisher, and follow the story at its source.

Taranja lomano: Tafajoro ny klioba OSA Natation

Nitsangana tamin’ny fomba ofisialy, ny sabotsy 26 septambra 2026 lasa teo, ny klioba amin’ny taranja lomano Onde sportive d’Ankadindramamy (OSA Natation). Raha ny fanazavan’ny mpitantana, Rakotozanany Vahatra Ny Aina Miarimbola, natao ho an’ny daholobe ny klioba. Misy fampianarana ho an’ireo vao hianatra hilomano ary eo koa ny fanatsarana ny fomba …

Read at Newsmada

Infrastructures : Madagascar se positionne pour de nouveaux financements de la banque asiatique d'investissement

Madagascar compte mobiliser de nouveaux financements auprès de la Banque asiatique d'investissement pour les infrastructures (AIIB) afin d'accompagner ses grands projets dans les transports, l'énergie, le numérique et les autres infrastructures essentielles. L'institution, qui finance déjà plusieurs projets dans le pays, prévoit d'accroître ses capacités d'intervention et de porter son volume annuel de financements à environ 17 milliards de dollars d'ici 2030, avec une mobilisation plus (…) - Economie

Read at Madagascar Tribune

Starlink : les innovations qui pourraient réduire les coûts et améliorer la connectivité à Madagascar

Internet plus accessible, capacités renforcées et smartphones directement connectés aux satellites : les prochaines innovations de Starlink pourraient offrir à Madagascar de nouvelles possibilités pour réduire le coût de la connexion et étendre les communications jusque dans les zones les plus isolées. Madagascar pourrait tirer plusieurs avantages des prochaines évolutions technologiques développées par SpaceX et Starlink. Le ministre des Postes et des Télécommunications, Mahefa (…) - Télécommunication

Read at Madagascar Tribune

Afro Queens Music Awards: Solontena malagasy i Denise

Vehivavy afrikanina mpanakanto manana ny maha izy azy maro no mifaninana amin’ny “Afro Queens Music Awards”. Anisan’izany ny mpanankato Denise. Sokajy isan-karazany no hifaninanany amin’izany. Tsy ho diso anjara fa manana ny solontenany i Madagasikara ao ana­tin’ilay “Afro Queens Music Awards”. Fifaninanana izay hatao amin’ny alalan’ny fandefasana ny sanganasa ampitain-davitra. …

Read at Newsmada

Nifampidaroka sy nifamono : Lehilahy iray namoy ny ainy, efatra naratra

Namoy ny ainy ny lehilahy iray lasibatra nandritra ny fifampikasihan-tanana teo amin’ireo mpanatrika lanonam-pamadihana tao Ambohidramasy, Andra­injato, kaominina Fianaran­tsoa, ny marain’ny sabotsy 27 septambra, tamin’ny 1 ora maraina. Nandritra ny fanapoahana afomanga nataon’ny tompon-danonana. Nifampi­daroka sy nifamono ireo lehilahy. « Notazomina tato amin’ ny hopitaly ny lehilahy telo vokatry ny ratra », …

Read at Newsmada

INDRAY MIJERY

Ao anatin’ny fanamafisana ny ezaka amin’ny fisorohana sy ady amin’ny tazomoka, tonga ao amin’ny kaominina Ampasinambo ireo ballots 20 misy lay misy odimoka (MID). Nozaraina sy naparitaka any amin’ireo fokontany rehetra ao amin’ny kaominina Ampasinambo izany mba hahafahan’ny tokantrano misitraka azy ho fiarovana amin’ny kaikitry ny moka. Ho maina ny …

Read at Newsmada

Masoivoho Amerikanina : Fahombiazana ny “Freedom Festival”

Nahafahana nanovo fahalalana sy nahafantarana bebe kokoa ny niforonan’i Etazonia ny hetsika “Freedom Festival” nokarakarain’ny masoivoho amerikanina, tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely, ny faran’ny herinandro teo. Fotoana nanamarihina ny faha-250 taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia. Nahaliana ny tanora sy ny mpitsidika ny fampirantiana sy fampahafantarana marolafy naseho teo an-toerana. Naha­ahana nanandrana ireo …

Read at Newsmada

Fiahiana ara-tsakafo : Nanolotra vola 9,7 miliara Ar ny japoney

Nampahanfantarina ny herinandro lasa teo ny tetikasa fanamafisana ny fiahiana ara-tsakafo sy fiatrehana ny fiovan’ ny toetr’andro any amin’ny tapany atsimon’i Madagasikara. Mpanatanteraka ny tetikasa ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny sakafo (Pam). Mamatsy izany amin’ny sorabola 9,7 milara Ar ny fanjakana japoney. Ampiasaina hanorenana fotodrafitrasa hahazoana herinaratra avy amin’ny masoandro …

Read at Newsmada

Mort du député Jean Jacques Rabenirina : la famille réclame toujours la vérité

Un an après la mort du député Jean Jacques Rabenirina, sa famille refuse de refermer le dossier. Réunie samedi à Anosy pour lui rendre hommage, elle a de nouveau interpellé la justice et annoncé sa volonté de poursuivre la procédure en appel. Pour ses proches, le premier procès n'a pas dissipé les zones d'ombre entourant les dernières heures de l'ancien ministre. Jean Jacques Rabenirina, député de Betioky Sud, est décédé le 26 septembre 2025 à l'Hôpital Joseph Ravoahangy Andrianavalona, au (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Insécurité : « Le peuple attend des changements et des résultats concrets »

« Le peuple malgache attend des changements et des résultats concrets dans le domaine de la sécurité. » Les mots du colonel Michaël Randrianirina, président de la Refondation de la République, résonnent particulièrement dans le contexte actuel. L'insécurité reste en effet une préoccupation majeure à Madagascar, aussi bien dans la capitale que dans les zones rurales. Dans la capitale, où se concentrent les principaux centres de décision politique, administrative et économique du pays, le (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

ONU : Michaël Randrianirina expose sa vision, mais reste silencieux sur les Îles Éparses

Souveraineté, non-alignement, réforme de l'ONU, place de l'Afrique, jeunesse et coopération ont constitué l'ossature du discours du colonel Michaël Randrianirina, le 24 septembre, à la tribune de la 81e Assemblée générale des Nations Unies. Pour sa première intervention devant cette enceinte, le président de la Refondation a exposé les grandes orientations qu'il entend porter pour Madagascar sur la scène internationale. Prononcée en grande partie en malgache, sa langue maternelle, son (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

JMSM : Hahazo vahana ny Hip Hop sy ny Rap

Toy ny efa fanaony, tsy hamela handalo fotsiny ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny fahasalamana ara-tsaina na ny “Journée mondiale de la santé mentale” (JMSM), ny Hip Hop Works Madagascar. Amin’ity taona ity, hisy ny fampisehoana hatao eny Antsahamanitra, amin’ny andron’ny fankalazana ny 10 oktobra izao. Hahazo vahana ny …

Read at Newsmada

Tarika AmbondronA : 25 taona niara-nanoratra tantara tamin’ny mpankafy

Tsy hira fotsiny… Fiainana manontolo no niarahan’ny tarika sy ny mpankafy azy. Fintina an-tsehatra ihany ny seho. Fanamby goavana hafa indray no tontosa. No­porofoin’ny Ambon­dronA indray ny maha tarika anisan’ny be mpankafy azy ireo. Tanteraka ireo fanamby maro, nandritra ny «Ivony», omaly, tetsy amin’ny Coli­seum. Ivon’ny fankalazana ny 25 taona, …

Read at Newsmada

Faritra Betsiboka : Miantso ny fanjakana ny fikambanana Zabemi

Tonga mavitrika teto Antananarivo ireo mpitolona avy any Betsiboka anisan’ny nanatevin-daharana ny hetsika tamin’ny taon-dasa, notarihin’ny jeneraly, Randrianjara Flobert, filohan’ny fikambanana Zanak’i Betsiboka Miray (Zabemi). Tamin’izany no anaovany antso avo miangavy ny fitondram-panjakana hidina mivantana any amin’ny faritra Betsiboka hahafahana mandray ny fepetra rehetra mifandraika amin’ny fampandrosoana any an-toerana. Manan-karena …

Read at Newsmada

Toamasina : Nisitraka fitaovam-pianarana ireo zanaka mpanao gazety

Nandalo fotoan-tsarotra toy ny mponina rehetra niharam-boina ny mpanao gazety ao Toamasina, taorian’ireny fandalovan’ny rivodoza Gezani ireny. Maro ireo mpanao gazety tonga marefo noho ny faharavana sy ny takaitra mavesatra nateraky ny loza. Eo an-dalam-panarenana ny fiainany toy ny olon-drehetra ihany koa izy ireo. Izany indrindra no nahatonga ny fikambanan’ny …

Read at Newsmada

« Jalsa Salana 2026 » : Niaraka niombom-bavaka ny Miozolomanina Ahmadiyya

Fanehoana fiombonana sy firahalahiana ny hetsika fanao isan-taona ao anatin’ny fihaonambe « Jasla Salana » fanaon’ny miozoloanina. Tanjona ny fandalinam-pinoana silamo Ahmadiyya. Tontosa ny sabotsy teo, teny amin’ny foiben-toeran’ny Miozolomanina Ahmadiyya Andavamamba, ny fihaonambe isan-taona faha-20 na «Jalsa Salana» 2026. Naharitra telo andro izany fihaonambe izany. Nisy ny fotoam-pivavahana niarahan’ …

Read at Newsmada

A-t-on vraiment besoin d'une nouvelle constitution ?

Les consultations de la concertation nationale ont commencé. Le FFKM annonce douze thématiques, huit mois de remontée, un référendum pour l'été 2027 et, au terme, une Ve République. Le débat public porte sur le calendrier, les contenus, la méthode, les acteurs. Il laisse de côté la question qui les précède toutes : le texte est-il réellement ce qui a failli ? Et, au bout du compte, celle qui dérange : a-t-on vraiment besoin d'une nouvelle constitution ? Ce que la rue a demandé Je sais. (…) - Editorial

Read at Madagascar Tribune

Teatra: 9 mianadahy hamelona ny Voamaintilany

Nanatanteraka ny famerenana farany, omaly, ireo mpilalao teatra 9 mianadahy. Hamelona ny tantara Voamaintilahy, ra­hampitso alahady 27 septambra, eny amin’ny Ivokolo Charles Ravaloson, Analakely, izy ireo. Samy hitondra ny anjara toerany avy izy 9 mianadahy ary ho velomina eo imason’ny mpijery ny tantara efa nomanina hatry ny ela. Tsiahivina fa …

Read at Newsmada

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.