Explore news from Madagascar through the publisher feeds gathered here. Local reporting can add detail about communities, public affairs and the economy that a broad international headline leaves out. Each item keeps its source and publication time visible.
Check whether a story concerns a particular town, region or the country as a whole. If you use translation, return to the original for place names, quotations and administrative terms that may lose meaning in a summary.
Afaka mandray anjara amin’ny famatsiam-bola, anjara birikin’ny fanjakana amin’ny tetikasa Volobe, ny Banky iraisam-pirenena mba hampihena ny vidin’ny herinaratra. Iray tamin’ ireo dinika fifanakalozan-kevitra nisongadina tamin’ny tetikasa ny vidin’ny kWh. Ankilany, manana tanjaka hatrany amin’ny 150 MW i Volobe ka tanjona ny hampihena ny fahatapahan-jiro eto Antananarivo sy ny manodidina …
Mbola manohy ny diany amin’ny fifaninanana afrikanina, « Ligue des champions Caf », ny ekipan’ny CFFA Andoharanofotsy. Nangoron-damba kosa ny ekipan’ny FC Rouge tamin’ny fiadiana ny amboaran’ny Caf ho an’ireo klioba. Tafakatra any amin’ny dingana manaraka amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ireo klioba, « Ligue des champions Caf », ny ekipan’ny …
Quatre lingots d’or, d’un poids total de 5,75 kg, dissimulés dans la valise d’une passagère et destinés à être exportés clandestinement hors du pays, ont été interceptés à l’aéroport international d’Ivato par une équipe de la Présidence de la Refondation de la République de Madagascar, hier. La dame, propriétaire de …
Tontosa omaly, tetsy amin’ ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakam-pirenena taranja volley-ball, sokajy D2. Saika voahaja avokoa ny lojika tamin’ity, satria nivoaka ho mpandresy ireo klioba heverina ho sangany amin’izao fotoana. Ho an’ny vehivavy, hifanandrina eo amin’ ny famaranana ny Squad-X sy ny VBCD. Ny Squad-X izay …
Azo lazaina fa tafita any amin’ny dingana manaraka amin’ny “Ligue des champions Caf” ny ilan-tongotry ny CFFA Andoharanofotsy, raha toa ka mbola sahirana ny FC Rouge atsy amin’ny“Coupe de la confédération Caf”. “Samy hiezaka!” Hotontosaina amin’ity faran’ny herinandro ity ny lalao miverina rehetra ho an’ireo solontena malagasy roa miatrika ny …
Notolorana ny mariboninahitry ny kanto i Nônô. Ny « Commandeur de l’ordre des arts, des lettres et de la culture » izay fara-tampony amin’izany no nomen’ny minisitry ny Kolontsaina sy ny serasera, Mandrindrarivony O’gascar Fenosoa an’ity andrarezin’ny kanto ity, omaly tolakandro. Hotontosaina etsy amin’ny CGM/GZ Analakely, anio, manomboka amin’ny 10 ora tolakandro, …
Hiaraka haneho ny talentany mandritra ny “Festival Jôkôsô” ireo mpanakanto amin’ny hatsikana sy fampihomehezana efa matihanina sy andrarezina. Fa eo koa ireo tanora vao misondrotra nefa tsy mena-mitaha amin’ny hafa. Tsy lany olona manan-talenta i Madagasikara. Hatao ny 18 hatramin’ny 25 septambra ho avy izao, eto Antananarivo sy Toamasina, ny …
Une nouvelle polémique sur les discours de haine dans le football espagnol a éclaté mercredi autour du stade Santiago-Bernabéu. Des chants attribués à un groupe de jeunes supporters du Real Madrid, proférés avant la rencontre face à l’Inter Milan, ont provoqué une réaction ferme de la Fédération des communautés juives …
Mahavariana ny mpanao politika, tsy miova mihitsy ny fomba fanao. Ny nataon’ireo rehetra nifandimby ihany no miverina. Tsy mahagaga anefa izany satria ny mpitarika sy ny mpitondra no miova. Ny mpiantsehatra ve? Mpanao politika mahay mihofo sy manaraka ny volontany. Tsy misy resaka etika sy fahatokanam-po eo. Tena henjana amin’ny …
Vovonana iray manohana ny Fanavaozana sy ny Kly Randrianirina Michaël ny “Plateforme Tantana” tarihin-dRakotoniaina Justin. Natsangana mba hanome sehatra ireo mpitarika, manana traikefa isan-karazany, hoenti-mampandroso an’i Madagasikara. Herintaona aty aorian’ny nitolomana, mampivondrona ny ankolafin-kery rehetra ny vovonana. Anisan’izany ny ben’ny Tanàna. Vonona ny hiara-hiasa sy hanamora ny fananganana ny Firaisankinan’ny …
Jeudi soir à Bruxelles, le colonel Michaël Randrianirina a rencontré Kaja Kallas. Le chef de l'État malgache et la vice-présidente de la Commission européenne ont longuement parlé des élections. Le reste de la coopération n'a pas été oublié, mais le calendrier politique de la transition a dominé les échanges. L'Union européenne se dit prête à accompagner Madagascar. C'est ce qu'a réaffirmé Kaja Kallas. De son côté, le président de la Refondation a été clair : le pays a surtout besoin (…) - Coopération
Quatre mois après l'arrivée de Rado Rabarilala à la direction générale de Madagascar Airlines, plusieurs changements commencent à se concrétiser. La compagnie aérienne nationale avance dans son processus de restructuration avec, en ligne de mire, le retour de la marque Air Madagascar d'ici la fin du mois d'octobre. Une nouvelle étape a été franchie avec la remise en service, vendredi, de l'agence commerciale d'Analakely, au cœur d'Antananarivo. Située au 17, avenue de l'Indépendance, cette (…) - Transport
Comme chaque samedi, notre folisophe va aborder des sujets de société qui peuvent effleurer la politique, et vice-versa, mais toujours sans prise de tête. De toutes façons, c'est le week-end ! Bienvenue, ami du samedi. Pour sa cinquième consultation hebdomadaire, notre cabinet ausculte aujourd'hui un patient qui refuse obstinément toute guérison : celui atteint du masobe tsy mahita. Il existe en plusieurs versions, sous plusieurs formats, et en de multiples déclinaisons dans de (…) - Editorial
Introduction Dans quelques semaines, Madagascar approchera du premier anniversaire du soulèvement porté par la génération Z. À l'automne 2025, la contestation des coupures d'eau et d'électricité avait débouché sur une crise politique majeure. Le départ d'Andry Rajoelina et l'intervention d'une partie de l'armée avaient ouvert la voie au colonel Michaël Randrianirina, devenu président de la Refondation. La mobilisation avait renversé le rapport de force. Elle n'avait cependant réglé ni la (…) - Tribune libre
Ils sont soixante jeunes porteurs de projet à participer cette année à la troisième édition de l’Espace Jeune Entrepreneur, EJE Lab 3.0. Ils seront accompagnés, pendant quatre mois, dans la structuration de leurs idées pour parvenir à transformer un projet entrepreneurial en activité viable et, à terme, commercialisable. Aller au-delà …
Hametraka ny Paikady nasionaly momba ny fiahiana ara-tsosialy (SNPS) ho an’ny taona 2024-2030 ny fanjakana amin’ny alalan’ny minisiteran’ ny Mponina sy ny fiahiana sosialy. Mifototra amin’ny fanatanterahana ireo fandaharanasam-panjakana sy fandrindrana ireo rafitra fiahiana ara-tsosialy izany. Mikendry ny hampiroboroboana sy hanamafisana ny fiahiana sy ny faharetan’ny mponina marefo manoloana ny …