Newsmada

Found 2665 news

  • Kaominina Mahitsy : Karatany 483 nozaraina
    Newsmada - 05:01 Sep 13, 2024
    Niverina nisokatra ny 11 septambra teo, ny Birao ifo­ton’ny fananan-tany (Bif) ao amin’ny kaominina Mahitsy, rehefa nakaton’ny fanjakana ny 21 jona 2019. Tsy afaka nikarakara ny taniny ny tantsaha nandritra ny 5 taona, araka izany. Afaka miasa indray ny birao, ankehitriny, noho ny ezaky ny ben’ny Tanàna, Tiana Elvis. Miisa […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 05:00 Sep 13, 2024
    Fotoana hanehoan’ireo mpamokatra ny fahaiza-manaony sy ny vokatra mampiavaka azy ny FIA. Hetsika ara-toekarena manan-danja sy hanasonga­dinana ny fanamby ho amin’ny fampivoarana ny tsena iraisam-pirenena ho an’ny Famokarana. Hita eny an-toerana ny vokatry ny fambolena sy ny fiompiana, ny jono ary ny vokatra voahodina vita malagasy. Mahe­rin’ny 150 ireo tranoheva […]
  • Foara Analamanga: hampiranty vokatra ny mpamokatra
    Newsmada - 05:00 Sep 13, 2024
    Hatao ny 20, 21 ary ny 22 septambra ho avy izao etsy amin’ ny tokotany Barea Mahamasina ny foaram-paritra Anala­manga (Regan). Ho hita mandritra ireo fotoana ireo ny vokatra avy any amin’ny distrika 13 mandrafitra ny faritra. Anisan’ izany ny vokatry ny fambolena sy ny fiompiana, ny jono, ny taozavatra […]
  • Foire Internationale de l’Agriculture (FIA): hasongadina manokana ny vokatry ny tanora
    Newsmada - 05:00 Sep 13, 2024
    Hanasongadinana ny fanamby ho amin’ny fampivoarana ny famokarana sy ny toekarena ny Tsenabe iraisam-pire­nena ho an’ny Famokarana (FIA) andiany fahenina. Hojerena manokana ny fandraharahan’ireo tanora sy ny vokatra entiny. Laharam-pahamehana mandritra ny Tsenabe iraisam-pirenena ho an’ ny Famokarana (FIA), andiany fahenina, eny amin’ny Parcs des Expos Forello Tanjom­bato, ny tanora […]
  • Fanohanana ny atleta Malagasy : hamatsy fitaovam-panatanjahantena i Turquie
    Newsmada - 04:53 Sep 12, 2024
    Mitohy ny fisokafan’i Ma­da­gasikara amin’ireo firenena any ivelany. Fiaraha-miasa matotra indray no tapaka, omaly, teo amin’i Mada­ga­sikara sy i Turquie, mahakasika ny tanora sy ny fanatanjahantena. Fantatra taorian’ny fihaonan’ny minisitry ny Ta­nora sy ny fanatanjahantena, i Abdulah Marson Moustapha, tamin’ny Ambasadaoron’i Tur­quie miasa eto Madagasikara, fa ho ataon’i Turquie vaindohan-draharaha […]
    Tags: Turquie
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:53 Sep 12, 2024
    Hiditra amin’ny andro fahadimy, anio, ny fifaninanana « Open 2è division Analamanga », taranja Volley ball. Fifaninanana izay nanomboka ny 8 septambra ho solon’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara tokony natao tany Alaotra Mangoro. Raha ny voka-dalao farany voaray, nandresy ny CSA tamin’ny seta 3 no ho 0 ny ASI, raha toa ka […]
  • Baolina kitra : lasa any Côte d’Ivoire ny coach Rôrô
    Newsmada - 04:53 Sep 12, 2024
    Hotanterahina, anio sy rahampitso, any Abidjan, renivohitr’i Côte d’Ivoire, ny seminera mahakasika ny baolina kitra. Fihaonana, karakarain’ny Kaonfederasiona afrikanina (Caf) sy ny federasiona ivoarianina, iarahana amin’ireo manam-pahaizana avy amin’ny federasiona iraisam-pirenena (Fifa) sy ny firaisan’ny baolina kitra eoropeanina (UEFA). Manatrika izany ireo mpanazatra, niatrika ny Can 2023 ary ireo teknisianina […]
    Tags: Ivoire
  • Tinoka Roberto : nanampy ny vahoakan’i Toliara I
    Newsmada - 04:54 Sep 11, 2024
    Nifanao fotoana tamin’ny vahoaka teny amin’ny tokotany malalaky ny Ankiembe ny depiote voafidy tany amin’ny faritra Toliara I, Tinoka Roberto, ny alahady teo. Anton’ny fihaonana ny fahatsapany ny fahasahiranan’ny vahoaka malagasy amin’izao fotoana. Nitondra izay voatsirambin’ny tanana izy, nandritra izany, toy ny kojakoja, fitaovam-pianarana, fitaovan-dakozia isan-karazany ary nanome omby natao […]
  • Anosy : fiara tsy mataho-dalana nifaoka olona
    Newsmada - 04:54 Sep 11, 2024
    Mpandeha moto sy olon-tsotra iray voafaokan’ny fiara tsy mataho-dalana tra-doza, teo Anosy, omaly. Niraikitra tampoka ny mpanafaingam-pandeha, tsy voafehin’ny mpamily intsony, noho izany, ny fiara. Vokany, tapa-tongotra ilay olon-tsotra niharan-doza. Tsy nijanona raha tsy tao anatin’ny farihin’Anosy ilay fiara 4×4. Tsy nisy ny aina nafoy nandritra ity lozam-pifamoivoizana ity. Nentina […]
    Tags: Anosy
  • Fampandrosoana ara-toekarena: hitondra tombontsoa maro ny fiaraha-miasa amin’ny Sany Group
    Newsmada - 04:54 Sep 11, 2024
    Fiaraha-miasa maro no azon’ny delegasionina malagasy, notarihin’ny filoha Rajoelina Andry, nandritra ny dian’izy ireo tany Chine. Ankoatra ireo nosoniavina nandritra ny « Focac 2024 ». Misy ihany koa ny fiaraha-miasa amin’ireo orinasa tsy miankina sinoa. Anisan’ireo fihaonana na­taon’ny delegasionina malagasy, notarihin’ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, tany Chine, ny fitsidihana ny Sany Group. Orinasa […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:53 Sep 11, 2024
    Nitsidika ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ny delegasiona avy amin’ny Centre national emploi et formation aux métiers du Bâtiment et Travaux Publics (BTP). Nampahafantarana ireo tetikasa izay hiarahan’ny roa tonta ny fihaonana. Mikendry ny fanatsarana ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ny dinika. Mampahafantatra ny […]
  • Fefilohan’i Sisaony sy Ikopa : mponin’Antananarivo miisa 735 000 ho voaaro
    Newsmada - 04:53 Sep 11, 2024
    Manohy ny asa fanarenana ny fefilohan’i Sisaony sy Ikopa ny tetikasa Produir izay tanterahin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany. Miaro ny tanànan’Anta­nana­rivo amin’ny tondradrano ny fefiloha ka tena saro-pady. Mahatratra 735 000 ireo mponin’Antananarivo sy ny manodidina ho voaaro amin’ny tondradrano noho ny fanamafisana ireo fefiloha ireo. Efa […]
  • “Fety de Baskety e!”: Ekipa 110 no andrasana hifaninana
    Newsmada - 04:47 Sep 10, 2024
    Raikitra ny andiany manokana, amin’ny “Fety de Baskety e!”, fankalazana ny faha-15 taonan’ny AT2B (Andraisoro tia basket-ball). Fantatra ny daty hanatanterahina ny fifaninanana, izay hatao ny 14 septambra hatramin’ny 25 novambra izao. Ekipa 110 no andrasana, raha toa ka 94 ny tamin’ny taona 2018. Araka izany, tsy ny kianjan’Andraisoro irery […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:47 Sep 10, 2024
    Natao tao amin’ny kianja Malacam Antanimena, ny alahady lasa teo, ny fifaninanam-pirenena, amin’ny taranja rugby, federaly II, « XXL Top 20 ». Noresen’ny ekipan’ny CRAI Ambalavao Isotry, tamin’ny isa 20 no ho 15, ny klioban’Ikopa. Tsiahivina fa izay laharana roa voalohany amin’ity Top 20 ity no miakatra Top 12. Notanterahina ny faran’ny […]
  • Kianja mitafo Mahajanga : vita ny 97% ny fanamboarana
    Newsmada - 04:47 Sep 10, 2024
    Anisan’ireo faritra nananganan’ny fitondram-panjakana kianja mitafo, ny faritan’i Mahajanga. Efa anatin’ny famaranana ny asa fanamboarana amin’izao ary efa vita ny 97 isan-jato, raha ny fitsidihana nataon’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, i Adbulah Marson Moustapha, tany an-toerana. Ny 10 isan-jato sisa no vitaina, hanaovana ny famaranana ny asa sy […]
  • Fifanintsanana “Can 2025”: sahirana ny Barea ao amin’ ny vondrona “A”
    Newsmada - 04:47 Sep 10, 2024
    Ady sahala no azon’ny ekipam-pirenena malagasy, nandritra ny andro voalohany sy faharoan’ity fifanintsanana handraisana anjara amin’ny « Can 2025 » ity. Manana isa iray ny Barea, taorian’izay lalao roa natao izay. Notontosaina, omaly, tao amin’ny kianjan’ny Ha­madi Aguerbi Rades Tunisie, ny andro faharoan’ny fiadiana ny tapakila hiatrehina ny “Can 2025”, izay hatao […]
    Tags: Barea
  • RN 2 : tratra ireo mpangalatra lafarinina
    Newsmada - 04:46 Sep 10, 2024
    Noraisim-potsiny! Nan­dritra ny fisafoana nataon’ny zandary mpanao fisafoana eny amin’ny lalam-pirenena faharoa (RN2) tao Bekalalao, kaominina ambanivohitr’i Fanandrana distrika Toama­sina II, ny alin’ny 7 septambra 2024, no nahatrarana ireo telo lahy nangalatra lafarinina. Nahazo loharanom-baovao ny zandary momba ny fisiana kamiaobe iray nijanona teo amoron-dalana, tao Ampa­si­ma­dinika Ranofotsy, ary nahita […]
  • Baolina kitra – D2 nasionaly: hatao eto Antananarivo ny « Poule des As »
    Newsmada - 05:00 Sep 09, 2024
    Nampahafantarina oma­ly, tao anaty tambajotran-tseraseran’ny Fede­ra­siona malagasin’ny baolina kitra (FMF) fa hatao eto Antananarivo, ny 18-29 septambra ho avy izao, ny dingana farany “Poule des As”, diviziona faharoa (D2) nasionaly, « World Cola Ligue des Champions ». Klioba efatra no hiatrika izany dia ny FC Theo Sava, AS Fos Analan­jirofo, ny FC […]

2665 items