Newsmada

Found 3143 news

  • Atletisma – «Kids Athletics» : niofana ireo mpanazatra an’Analamanga
    Newsmada - 05:07 Nov 16, 2024
    Mpanazatra 23 mianadahy mianaka, avy amin’ny ligin’Analamanga no nahavita fiofanana “kids athletics”, taranja fototra atletisma. Tetikasan’ny Federasiona malagasy (FMA), notanterahina tetsy amin’ny Kianjan’Alarobia, ny zoma 8 sy sabotsy 9 novambra lasa teo. Tsiahivina fa andiany faharoa izy ity. Nambaran-dRaherison Dominique, filohan’ny federasiona, fa tanjona ny hampiroboroboana ny taranja atletisma, natokana […]
  • Rugby – “XXL Top 20”: ho fantatra rahampitso izay hanao famaranana
    Newsmada - 05:07 Nov 16, 2024
    Hanamarika ity faran’ny herinandro ity ny lalao manasa-dalana roa hiadiana ny ho tompondakam-pirenena eo amin’ ny sokajy “federal II”, taranja rugby. Fihaonan’ny samy kartie no hitranga amin’izany. Hifanandrina ny CRAI sy ny CEA ary ny 3FAI sy ny XV FA. Hotanterahina eny amin’ny Kianja Makis Ando­hatapenaka, rahampitso, ny lalao manasa-dalana […]
  • LE TEMPS D’UNE ÉVASION
    Newsmada - 15:00 Nov 15, 2024
    Se ressourcer avec la nature, respirer l’air marin suivre le fleuve. C’est la magnificience de l’évasion à Manakara
  • Fitantanana mangarahara : manampy amin’ny fanangonana antontanisa ny AMP
    Newsmada - 05:06 Nov 15, 2024
    Andry iankinan’ny fanjakana tsara tantana sy ny mangarahara ny fampiasam-bola ny fampiasana ny Aid Manag­ment Platform (AMP). Fitao­vana iray ahafahana manangona ireo antontanisa mahakasika ny fanampiana rehetra ho an’ny fampandrosoana eo amin’ny fanjakana na «Aide publique au développement» (APD). Tanjona ny hisian’ny mangarahara amin’ny fampidirana ireo antontanisa eo anivon’ny minisitera sy […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 05:05 Nov 15, 2024
    Apetraka eny Ambatomirahavavy, Ampan­gabe ary Ambohidrano ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro. Manana tanjaka 50 MW ny fotodrafitrasa izay natao hanampiana ny tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA) ny 20 MW. Hotsinjaraina 5 MW avy ireo renivohi-paritany sy ao Nosy Be. Efa andalam-pitaterana ireo fitaovana hananganana ireo fotodrafitrasa ny fitondram-panjakana amin’izao fotoana. […]
  • Tetikasa Itovia : tohana ho an’ny vehivavy
    Newsmada - 05:05 Nov 15, 2024
    Tontosa ny alarobia teo, teny Antaninarenina, ny fifanoavan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Economic Development Board of Madagascar (EDBM) sy ny Agence française de développement (AFD) ao anatin’ny tetikasa «Itovia». Tanjona ny hampirisihina ny fandraharahan’ny vehivavy sy fandraisany anjara amin’ny fampandrosoana ny toekarena. Mitentina 1,52 tapitrisa euros ny famatsiam-bola ampiasan’ny tetikasa hanohanana […]
  • Fihaonamben’ny CEO Summit : hametraka paikadim-piaraha-miasa ho an’ny fampandrosoana
    Newsmada - 05:05 Nov 15, 2024
    Faritana mandritra ny fihaonamben’ny CEO Summit ireo vina ho an’ny fampandrosoana toekarena lovainjafy aty amin’ny ranomasimbe Indianina. Hojerena manokana ny faritra malalaka ho an’ny fifanakalozana. Hifandinika sy hifanakalo hevitra ho fampiroboroboana ny toekarena sy ny tontolon’ny fandraharahana aty amin’ny faritry ny ranomasimbe Indianina ireo mpandraharaha samihafa sy mpanapa-kevitra ary tompona […]
  • Fitsaharan’ny ady lehibe voalohany : notsaroana ireo miaramila malagasy lavo am-perinasa
    Newsmada - 11:16 Nov 13, 2024
    Nanamarika ny fahatsiarovana ny datin’ny 11 novambra 1918 izay nitsaharan’ny ady lehibe voalohany ny fanomezam-boninahitra ireo maherifo teny amin’ny Tsangambato Anjely mainty Anosy, ny alatsinainy 11 novambra 2024 teo. Notononina manokana ny anaran’ireo miaramila malagasy lavo am-perinasa nandritra ny taona 2024, izay nahatratra 17. Nitarika ity fotoam-pahatsiarovana ity ny minisitry […]
  • Ambohidratrimo : fasana efatra vaky, very ny taolam-paty
    Newsmada - 11:15 Nov 13, 2024
    Mirongatra ny vaky fasana sy halatra taolam-paty ankehitriny. Nitrangana vaky fasana efatra indray tany amin’ny fokontany Antsahamaina, kaominina Antanetibe Mahazaza, distrika’Ambohidratrimo, ny alin’ny sabotsy hifoha alahady lasa teo. Lasan’ireo jiolahy tamin’izany, ireo razana sy ny taolam-paty am-polony tao amin’ireo fasana. Nahatsikaritra fasana vaky teny an-toerana ny olona sendra nandalo, afakomaly. […]
  • Kaominina Manazary : olona roa maty nilatsahan’ ny havandra
    Newsmada - 11:15 Nov 13, 2024
    Nilatsahan’ny havandra, taraiky tao anaty tatatra ny raim-pianakaviana iray ka maty. Ramatoa iray hafa koa lasibatra. Niara-matin’ny havandra tao amin’ny tanànan’ Antsahamaroloa, fo­kon­­­­ta­ny Beapombo, kaominina Manazary, distrikan’i Mi­arina­rivo, ny alatsinainy 11 novambra teo, ny raim-pianakaviana sy ramatoa iray. Na­norana ny andro tao amin’io kaominina io, ny hariva na­nomboka tamin’ny 6 […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 11:14 Nov 13, 2024
    Roa tapitrisa ireo rantsam-batana artifisialy nozarain’ny BMVSS manerana izao tontolo izao izay nametrahana “Camp” 110. Firenena 40 no efa nahita tombontsoa tamin’ny tetikasa. Antony maro no mety mahatonga ny mpitsabo hanaisotra ny rantsam-batana iray na roa amin’ilay marary. Toy ny areti-mifindra na mikraoba manimba ny taolana na hozatra ka tsy […]
  • « Food Ingredients Europe (FIE) » 2024 : hampiranty ireo vokatra bio i Madagasikara
    Newsmada - 04:56 Nov 09, 2024
    Hilahatra eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena mandritra ny hetsika “Food Ingredients Europe (FIE)” atao any Francfort Alemaina, ny 19-21 novambra, ny vokatry biolojika malagasy. Hisolo tena an’i Madaga­sikara ireo delegasiona sy mpikambana avy amin’ny Sendika malagasy momba ny fambolena biolojika (Symabio). Ahafahantsika mivondrona sy mampiroborobo ny fambolena biolojika eto an-toerana sy […]
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 04:55 Nov 09, 2024
    Hiverina ny adin-kiragasy ao amin’ny Kianja Ra-Petit Ampefiloha. Hifanandrina ny alahady izao, manomboka amin’ny 10 ora maraina, ny tropin-dRavalomanana Fenoarivo sy ry Fredy kely avy eny Imerintsiatosika. Ny fikambanan’ny mpihiragasy no mikarakara ny hetsika, ary efa natolotra ho ampiasain’izy ireo rahateo ity kianja ity, ka ezahina hitohy isaky ny alahady […]
  • «Maison des vivants- Tranon’ny velona» : hanasongadinana ny taotrano malagasy
    Newsmada - 04:55 Nov 09, 2024
    Tanterahina anio tolakandro, eny amin’ny Musée de la Photographie Anjohy, ny fampirantiana «Maison des vi­vants-Tranon’ny velona», ha­nehoana ireo karazana taotrano maro samihafa misy eto Madagasikara. Eo ihany koa ny hanomezana sehatra sy fanomezam-boninahitra ireo Mpahay taotrano ary hanasongadinana ny fahaiza-ma­naon’izy ireo. Ankoatra ny fampirantiana mahakasika ny trano sy ny taotrano, […]
  • “Reko Tour 2024”: hofaranana eto Antananarivo
    Newsmada - 04:54 Nov 09, 2024
    Taonan’ny fitetezam-paritra ny 2024, ho an’ny Reko Band. Tamin’ny faramparan’ny taon-dasa toy izao no nanambaran’izy ireo ny fandaharam-potoanan’ny “Reko Tour 2024”. Natao indrindra hanamarihana ny faha-5 taonan’ny tarika izy ity, izay azo lazaina fa nizotra tsara avokoa. Araka ny efa voafaritra mialoha, haka endrika seho goavambe ny famaranana, ka fantatra […]
  • L’artisan de Manakara
    Newsmada - 14:59 Nov 08, 2024
    La valeur du métier ne se perd pas aux fils des années
  • Fiahiana ara-tsosialy : “Sambany izao vao tsara tantana ny Cnaps” hoy Rajoelina Andry
    Newsmada - 04:44 Nov 08, 2024
    Miroso mankany amin’ny niomerika ihany koa ny fiahina ara-tsosialy eto Madagasikara ankehitriny. Hitondra voka­tsoa maro izao firosoana any amin’ny niomerika izao ary hanala fahasahiranana ho an’ireo mpisitraka izany. «Sambany vao tsara tantana ny Cnaps ary manana am­bim-bava izy ireo amin’izao», hoy ny filoham-pirenena Ra­joelina Andry. Nivoitra izany nandritra ny lanonana […]
  • Magazay Cosmos Akoor Digue : fihenam-bidy hatramin’ny 75%
    Newsmada - 04:44 Nov 08, 2024
    Nisokatra voalohany omaly maraina, ny sampana tranombarotra Cosmos eny amin’ny Akoor Digue Andohatapenaka. Magazay faha-7 eto Antananarivo manampy isa ny 11 any amin’ny faritra. Manome tombontsoa lehibe ho an’ny mpanjifa ny Cosmos Akoor Digue amin’izao fisokafany izao. Fihenam-bidy amin’ny entana maro, hatrany amin’ny 75%, hatramin’ny 10 novambra. Eo koa ny […]

3143 items