Newsmada

Found 3143 news

  • Salon de l’auto 2024 : Fiara sy loka maro hosarihana
    Newsmada - 05:01 Sep 26, 2024
    Fotoana mampiray ireo mpankafy fiara ny «Salon de l’auto» 2024. Hiavaka tanteraka ny andiany faha-14 amin’ity taona ity. Hisy ny lalao «Tombola SMS» hahazoana fiara vaovao, moto, finday avo lenta avy amin’ny Telma Madagascar ary loka maro samihafa avy amin’ireo mpanohana ny «Salon de l’auto». Marihina fa natokana ho an’ny […]
    Tags: Salon
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 05:00 Sep 26, 2024
    Hotanterahina ny 23 oktobra ka hatramin’ny 3 novambra ho avy izao, ny fifaninanam-pirenena amin’ ny baolina kitra lalaovina anaty efitrano «futsal». Fifaninanana karakarain’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Hisy sokajy dimy izany fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara izany, ny U13 ; U15 ; U17 ary ny «véteran» mihoatra ny 35 taona sy […]
  • Protégé : Le guide N°02
    Newsmada - 12:44 Sep 24, 2024
    Il n’y a pas d’extrait, car cette publication est protégée.
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:51 Sep 24, 2024
    Niady tanteraka ny lalao teo amin’ny TIIA BC sy ny Dalton, sokajy Vétérans, nandritra ny fifaninanana “Fety de Baskety e!”, natao teny amin’ny kianjan’ny fokontany Amboditsiry, ny alahady lasa teo. Isa 61 no ho 57 no nisarahan’ny roa tonta, ka nivoaka mpandresy ny ekipan’ny Dalton. Nafana tanteraka ny lanonana nankalazana […]
  • Rugby-sokajy lehilahy : hiady toerana hiakarana ho «Top 8» ny Makis
    Newsmada - 04:51 Sep 24, 2024
    Firenena 8 no hiady ho lohany hiakarana ao amin’ny “Top 8”, aty Afrika, amin’ny taranja rugby lalaovina olona 15, sokajy lehilahy. Hotan­terahina any Maroc sy Tunisie izany fifanintsanana izany, ny 7 ka hatramin’ny 18 novambra ho avy izao. Anisan’ireo hiatrika izany ny Makis de Madagascar. Nozaraina roa ireo mpifaninana ka […]
    Tags: Makis
  • Karate-Analamanga : nahazo vokatra tsara ny Makawa
    Newsmada - 04:51 Sep 24, 2024
    Tsy nitsanga-menatra ny klioban’ny Makawa, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’Analamanga, taranja karate, notontosaina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina. Tsara ny vokatra ho an’ity klioba ity. Medaly volamena 3, volafotsy 4 ary alimo 2 no azon’ny mpikatroka avy amin’ny Makawa. “Niezaka ny tsirairay”, raha ny nambaran’ny mpampianatra […]
    Tags: Makawa
  • Federasiona Taekwondo malagasy : nofoanana ny fampivondronana ny ekipam-pirenena
    Newsmada - 04:51 Sep 24, 2024
    Tsy raikitra ny fampivondronana an’ireo mpikatroka taekwondo 33 mianadahy izay tokony hatao rahampitso. Raha ny fantatra, efa nandefa anarana atleta roa mialohan’ny fotoana ny filohan’ny Federasiona malagasy taranja Taekwondo teo aloha, ka tsy misy antony hanaovana ny fampivondronanana farany intsony. Hotanterahina any Ko­rea, ny 1 hatramin’ny 6 oktobra ho avy […]
  • Morafenokely Maevatanana : nohavaozina ny biraom-pokontany
    Newsmada - 04:50 Sep 23, 2024
    Vita tanteraka, ny sabotsy teo, ny fanavaozana ny biraom-pokontany ao Morafenokely Maevatanana rehefa tsy nisy fanatsarana nandritra ny 40 taona nijoroany. Nandray an-tanana ny asa rehetra ny fi­kam­banana Zarasoa. Anke­hitriny, voaloko tanteraka ny birao, voasolo ny valintafo sy ny rakotany, nosoloina avokoa ireo varava­rana rehetra. Na­siana takelam-pamantarana ny biraom-pokontany raha […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:50 Sep 23, 2024
    Eo anelanelan’ny 6%-9% ny fiakaran’ny vidim-piainana mandritra ity volana septambra ity, araka ny vinavinan’ny roa ampahatelon’ny banky eto Mada­ga­sikara. Vinavinain’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) fa ho 8% ny tahan’ny fiakaran’ny vidim-piainaa amin’ity taona ity, noho ny fiantraikan’ny vidin-tsolika, ny tahan’ ny fifanakalozana vola vahiny ary ny mety ho fiakaran’ ny […]
  • injenera vaovao 97: hitondra ny anjara birikiny
    Newsmada - 04:50 Sep 23, 2024
    Miampy 97 indray ireo injenera navoaka’ny Sekoly am­bony momba ny hay famokarana sy ny Zava-boary (ESSA) eny anivon’ny Oniversiten’An­tananarivo. Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny zoma teo ireo andiany « Andrarangy, Mahasedra ». Vondrona manam-pahaizana sy hitondra ny an­jara birikiny amin’ny fampandrosoana ny famokarana. Matoky, araka izany, ny minisiteran’ny Fambolena sy ny […]
  • Ankazobe : may ny manodidina ny alan’Ambohitantely
    Newsmada - 04:49 Sep 23, 2024
    Niredareda ny afo, omaly, manodidina ny tahirin’ala Ambo­hitantely, distrika Ankazobe. Tonga hatrany amin’ny sisin’arabe ny afo ka sarotra ny fifamezivezena, araka ny loharanom-baovao any an-toerana. Maty tanteraka kosa ny afo, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny Foibem-pirenena fanofanana teknisian’ny ala (CNFTF) Angavokely. Tafiditra tanteraka anatin’ny vanim-potoan’ny haintany isika izao, fotoana mampirongatra […]
    Tags: Ankazobe
  • Banky afrikanina ho an’ny Fampandrosoana : nanome 67 tapitrisa dolara an’i Madagasikara
    Newsmada - 04:49 Sep 23, 2024
    Mitentina 67 tapitrisa dolara ny tohana ara-bola nomen’ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (Bad) an’i Madagasikara ho fampandrosoana ny firenena sy ho fampiroboroboana ny toekarena. Mitohy ny fiaraha-miasan’i Madagasikara sy ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (Bad). Nankatoavin’ny filankevi-pitantanan’ny Bad, ny zoma teo, ny fanomezana tohana ara-bola hatrany amin’ny 67 […]
  • “Miss Madagascar” : maro ireo fanatsarana entina
    Newsmada - 05:12 Sep 21, 2024
    “177 ny mpifaninana maneran-tany, ka azo lazaina fa efa tsara toerana ihany i Madagasikara nandritra ny Miss Monde farany teo. Na izany aza, ezahina mba ho tafakatra ambonimbony kokoa ny naoty rehetra”, hoy ny nambaran’i Nicha, filoha lefitry komity mpikarakara ny “Miss Madagascar”. Nisy ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety, omaly, […]
  • Fondation H Ambatomena : niavaka sy tsy nanam-paharoa ny « Injay ! »
    Newsmada - 05:11 Sep 21, 2024
    Andrarezin’ny teatra sy haisoratra ary mozika no niray sehatra nanolotra seho iray ho an’ny mpankafy zavakanto teny amin’ny Fondation H Ambatomena. Seho tena kanto no natolotr’izy ireo ho an’ny mpankafy azy, izay nahafa-po tanteraka ny mpijery. Tontosa omaly, teny amin’ ny Fondation H Amba­tomena, ny seho «Injay !», niarahana tamin’i Fanja […]
  • Faribolana Sandratra 35 taona :15 hiatrika famaranana antsa tononkalo
    Newsmada - 05:11 Sep 21, 2024
    “Andeha isika hamorona olona tahaka antsika”… Io ny lohahevitra amin’ilay fifaninanana karakarain’ny Faribolana Sandratra, tafiditra anaty fanamarihana ny faha-35 taona nijoroany. Hiatrika famaranana amin’ny fiantsana tononkalo ireo 15 mianadahy tafakatra tamin’ny fifaninanana andiany voalohany, tetsy amin’ny CGM Analakely, ny volana aogositra lasa teo. Tsiahivina fa tsy ao anaty Faribolana Sandratra […]
  • Fampiroboroboana ny indostria : miara-miasa ny SIM sy ny fanjakana
    Newsmada - 05:10 Sep 21, 2024
    Vonona hitondra ny anjara birikiny amin’ny fampiroboroboana ny indostria ny Sendi­kan’ny indostria eto Madaga­sikara (SIM). Nifampidinika ny lalan-tsaina hampandrosoana ny sehatry ny indostria eto amin­tsika ny minisitry ny Fampiro­boroboana ny indostria, ny varotra ary ny fanjifana (Mic), Ralambofiringa David, sy ny filohan’ny SIM, Rasamimanana Tiana, nandritra ny fihaonany tetsy Ambohidahy, […]
  • Solofo Lalaina : nirotsaka ho ben’ ny Tanàna ao Ivato
    Newsmada - 04:51 Sep 20, 2024
    Tafapetraka, omaly, teo anivon’ny OVEC etsy amin’ny distrikan’Ambohidratrimo, ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina ho ben’ny Tanàna ao amin’ny kaominina Ivato ho an’i Lalaina . “Ivato tonga saina, miaraka amin’i Lalaina” no teny filamatra entiny. Mirotsaka amin’ny anaran’ny antoko TGV, miaraka amin’ny fitondram-panjakana izy, ary maro ny fikambanana manohana azy amin’izany. “Ny fahatsapana […]
    Tags: Ivato
  • Rio Tinto QMM : nizara kit scolaire tany amin’ ny faritra Anôsy
    Newsmada - 04:51 Sep 20, 2024
    Anisan’ny nanampy betsaka ireo mpianatra sy ny ray aman-dreny tany amin’ny distrikan’i Taolagnaro, faritra Anôsy, ny hetsika ara-tsosialy nataon’ny Rio Tinto QMM. Tamin’ny alalan’ny fizarana fitaovam-pianarana. Nifarana afakomaly ny fi­za­rana fitaovam-pianarana nataon’ny Rio Tinto QMM, tany amin’ny distrikan’i Taolagnaro, faritra Anôsy. Nisi­tra­ka izany ireo mpianatra 11 258 ao anatin’io distrika […]

3143 items